Pack Pack

Pack Pack Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pack Pack, Shopping & retail, Antananarivo.

🛒Emballage spécialement pour Boutiques en ligne🛍️
✨Sachet en polymailer | Étiquettes de livraison | Carte de fidélisation....

☎️ 0389169190/0350459018
📲 Tiktok : pack.pack091
🚚 Livraison partout à Madagascar
📩 Dm pour passer vos commandes

‼️Lany daholo stock tsika rehetra sauf 25*35 mbola misy 2 ‼️Ny format hafa miandry arrivage Sady manana couleurs vaovao ...
06/09/2026

‼️Lany daholo stock tsika rehetra sauf 25*35 mbola misy 2 ‼️
Ny format hafa miandry arrivage Sady manana couleurs vaovao be tsika any dia format pour bijoux sy zavatra kelikely ah🤩🥰

Bonne dimanche daholo oh ✨

Liana ve nareo raha asintsika Formation fanafarana entana any Chine? 🇨🇳 Lay plateforme anisany tena feno entana mora ind...
04/09/2026

Liana ve nareo raha asintsika Formation fanafarana entana any Chine? 🇨🇳
Lay plateforme anisany tena feno entana mora indrindra no ampianarina sady mety tsara ho anareo hanomboka hitady vola☺️

Mivarotra porte monnaie, housse téléphone, lunettes na ko accessoires majinijinika ve ianao ka mila sachets colis mifana...
04/09/2026

Mivarotra porte monnaie, housse téléphone, lunettes na ko accessoires majinijinika ve ianao ka mila sachets colis mifanaraka amin'ireo amidinao?🤔

Ambi aty amin'ny Pack Pack fa misy an'ito sachet 17*43 ito ato
✅6500Ar fotsiny dia manana sachets 50 ianao
🎨Rose couleur dispo ah

Raha tianao ho fantatra kosa ny format adapté amin'ny amin'ny entanao dia manasa anao hiditra amin'ito lien ito🥰

https://www.facebook.com/100058245265832/posts/1748729613745197/?app=fbl

📩MP ary oh

‼️OFFRE CLIENT FIDÈLE PACK PACK‼️Ho anareo zay efa nividy zavatra tato aminay na inona na inona dia afaka misitraka an'i...
03/09/2026

‼️OFFRE CLIENT FIDÈLE PACK PACK‼️

Ho anareo zay efa nividy zavatra tato aminay na inona na inona dia afaka misitraka an'ity Tolotra ity✨
Sachet colis 20*30 raha 10000Ar prix normal dia lasa 9000Ar ho anareo fotsiny🥰

✨Couleurs dispo : fushia, beige, gris,noir,rose

Raha tianao ho fantatra kosa ny afaka atao ao anatiny dia manasa anao hijery ao amin'ny commentaires🥰

📩Mp avy hatrany ary oh

🤩30 pièces dispo sisa ny amin'ito modèle tsara be ito zay andany azySachet colis avec motif format MM 25*35 Alefako 1500...
01/09/2026

🤩30 pièces dispo sisa ny amin'ito modèle tsara be ito zay andany azy
Sachet colis avec motif format MM 25*35
Alefako 15000AR
Mp zay haka azy oh🥰

✨ A CHAQUE COMMANDE SON FORMAT ✨🫶🏻Ireo ary ny guide des formats ho anareo sahirana mitady an’ilay format mety amin’ny ve...
31/08/2026

✨ A CHAQUE COMMANDE SON FORMAT ✨

🫶🏻Ireo ary ny guide des formats ho anareo sahirana mitady an’ilay format mety amin’ny vente nareo.

📩Aza misalasala manontany amin’ny MP raha misy demande hafa oh

30/08/2026

Maro be ny fomba hi fidéliser-na client fa ny emballage nao dia efa mi compte be Sady important 🥰
Ataovy foana izay mampiavaka anao amin'ny pivarotra en ligne hafa😍
Raha mila otran'ny amin'ilay vidéo ianao dia aza misalasala mandefa MP✨

🥰C'est seulement pour celles qui veulent :✔️ Un packaging qui donne envie de commander encore✔️ Des colis qui n'arrivent...
29/08/2026

🥰C'est seulement pour celles qui veulent :

✔️ Un packaging qui donne envie de commander encore
✔️ Des colis qui n'arrivent jamais abîmés
✔️ Une image de marque soignée, pas "cheap"
✔️ Des clientes qui filment leur unboxing en story 🎥

Si c'est toi → ce sachet est fait pour toi 🎀

📦 Format 25×35 • Lot de 50
💰 22 000 Ar au lieu de 25 000 Ar
📍 Disponible chez Pack Pack

26/08/2026

Tu livres encore tes commandes dans des sachets noirs ordinaires ?🤔
Il est peut-être temps de passer à un vrai sachet d’expédition✨

Mbola misy noir 1 dispo amin'ireto format ireto dia fushia 2 14000Ar/50 pièces Format MM 25*35📩Mp ary oh
25/08/2026

Mbola misy noir 1 dispo amin'ireto format ireto dia fushia 2
14000Ar/50 pièces
Format MM 25*35
📩Mp ary oh

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pack Pack posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share