10/04/2019
Miarahaba e!
Ho antsika mankafy fatratra ny tsiro marikivikivy rehetra, indrindra isika vehivavy tsy miala amin’ny « Voamadilo sy ny Sakoa manga » no anoloranay ireto confiture hafa kely ireto.
Confiture de tamarin :
- Bocal 250g 5500ar
- Bocal 430g 7000ar
Confiture Pomme cythère (sakoa manga) :
- Bocal 250g 5500ar
- Bocal 430g 7000ar
Confiture d’ananas :
- Bocal 250g 5500ar
- Bocal 430g 7000ar
Ndao mba andramana indray e!!!
Contact : 034 33 668 59 na MP