Kilonga Shop Mada

Kilonga Shop Mada Vente habillement deuxième main pour bébé et enfant à Madagascar

16/08/2026
15/08/2026

📢 Vente en live sur Kilonga Shop Mada
🔥 Live manaraka dimanche 16 août amin'ny 3 ora tolakandro 😍

✨ ENTANA TSARA KALITAO
💥 Manomboka amin'ny JP 0Ar
🎁 Entana maro tsara sy mahaliana ary miavaka
⏰Koa aza tara ary fa amin'ny 15h30 ny fotoana anh 🥰

👉 Araho ny pejy ary ampandreneso koa ny namana, sao tsy mahita!
❤️ Misy cadeau zaraina be dia be amin'io

🔥 Amin'ny LIVE mifankahita ary! 😉

Vente habillement deuxième main pour bébé et enfant à Madagascar

15/08/2026

🙏🙏🙏Misaotra betsaka anareo nandray anjara tamin'iny live voalohany iny.

Mbola betsaka ny entana fa aza miala lavitra ah 😍🥰

** LIVE ANDROANY AMIN'NY 18h30! 🔥📢Aza adino fa hisy LIVE eto amintsika! 😍🛍️✨ ENTANA TSARA KALITAO💥 Manomboka amin'ny JP ...
15/08/2026

** LIVE ANDROANY AMIN'NY 18h30! 🔥📢

Aza adino fa hisy LIVE eto amintsika! 😍🛍️

✨ ENTANA TSARA KALITAO
💥 Manomboka amin'ny JP 0Ar
🎁 Entana maro tsara sy mahaliana ary miavaka

⏰Koa aza tara ary fa amin'ny 18h30 ny fotoana anh 🥰

👉 Araho ny pejy ary ampandreneso koa ny namana, sao tsy mahita! ❤️ Misy cadeau zaraina be dia be amin'io

🔥 Amin'ny LIVE mifankahita ary! 😉

📚 NY FAMAKIANA BOKY: FANOMEZANA TSARA INDRINDRA HO AN’NY ANKIZY! 👧👦❤️Tsy fialam-boly fotsiny ny famakiana boky, fa lalan...
14/08/2026

📚 NY FAMAKIANA BOKY: FANOMEZANA TSARA INDRINDRA HO AN’NY ANKIZY! 👧👦❤️

Tsy fialam-boly fotsiny ny famakiana boky, fa lalana iray mampivelatra ny sain’ny ankizy, ny fiteniny ary ny eritreriny. 🌱🧠

Rehefa mamaky boky ny ankizy dia mianatra voambolana vaovao, mampivelatra ny imagination-ny ary mahazo fahalalana amin’ny fomba mahafinaritra. 🌈

📖 Na 10–15 minitra isan’andro aza, dia efa dingana lehibe ho an’ny fivoaran’ny ankizy izany.

👉 Andao hampiditra ny boky ho namana akaiky ny zanatsika dieny mbola kely ❤️📚

Ho an'ireo maman tia mampiakanjo tsara ny petite princesse! 💕Misy lot akanjo tsara tarehy sady mahafatifaty ho an'ny zaz...
13/08/2026

Ho an'ireo maman tia mampiakanjo tsara ny petite princesse! 💕

Misy lot akanjo tsara tarehy sady mahafatifaty ho an'ny zazavavy kely ireto 🥰

👉 Aza tara fa mety ho lany haingana ny lot anh😊

Ny fahaizana mandamina dia fahazarana tsara ampianarina hatramin’ny fahazazana☺️Tsy hoe mampianatra ny ankizy hametraka ...
12/08/2026

Ny fahaizana mandamina dia fahazarana tsara ampianarina hatramin’ny fahazazana☺️

Tsy hoe mampianatra ny ankizy hametraka akanjo fotsiny isika, fa mampianatra azy koa ho tompon’andraikitra, hahaleo tena ary hikarakara ny zavatra ampiasainy. ❤️

Atombohy amin’ny zavatra madinika ary ny fampirimana ny akanjony : avalona miaraka ny akanjo aloha, ampianarina izy amin'ny voalohany ary asaina manao irery rehefa mahay, dia avy eo sarahina araka ny sokajiny, ary apetraka amin’ny toerana tokony hisy azy ny sokajy tsirairay (ohatra hoe : ny tee-shirt eo amin'ny étagère voalohany anaty armoire, dia ny pataloha eo amin'ny étagère faharoa, ary ny akanjo fatoriana anaty tiroir,...)

Afaka atao lalao koa ilay fandaminana, hoatrany hoe mametraka défis, mba hampazoto azy.🥰

Raha mbola mianatra izy, mety tsy ho tonga lafatra ny fandaminany. Deraina aloha ny ezaka, dia ahitsy moramora izay tsy mety.🤗

🌺 Ny fahazarana tsara anio no fototry ny fahaleovantena rahampitso.

Robe kely mahafatifaty ho an’ny zazavavy! 💕Malefaka, tsara tarehy ary mety tsara amin’ny fotoana rehetra 🌸📩 Raha liana i...
11/08/2026

Robe kely mahafatifaty ho an’ny zazavavy! 💕
Malefaka, tsara tarehy ary mety tsara amin’ny fotoana rehetra 🌸
📩 Raha liana ianao dia aza misalasala mandefa mp!

Ny look anombohantsika ity herinandro ity  izay mety tsara amin'ny zanatsika dia ny look décontracté na koa hoe endrika ...
10/08/2026

Ny look anombohantsika ity herinandro ity izay mety tsara amin'ny zanatsika dia ny look décontracté na koa hoe endrika tsotra sady milamina 😊 Ireto misy hevitra vitsivitsy momba ny akanjo tsotra sy milamina ho an'ny ankizy:

👧 Ho an'ny zazavavy
🌸T-shirt fotsy na miloko malefaka (pastel)
🌸Pataloa jeans manga mazava na pataloa miloko beige
🌸Kiraro baskets fotsy
🌸Palitao jeans kely
Endrika tsara indrindra ho an'ny vehivavy kely : T-shirt fotsy + pataloa jeans manga mazava + kiraro baskets fotsy + palitao jeans kely 😍

👦 Ho an'ny zazalahy
💙T-shirt fotsy na akanjo "polo"
💙Pataloa chino miloko beige na pataloa jeans
💙Kiraro baskets fotsy
💙Palitao jeans tsy voafatotra bokotra anaovana eo amboniny
Endrika tsara indrindra ho an'ny zazalahy kely : T-shirt fotsy + pataloa chino beige + kiraro baskets fotsy + akanjo jeans tsy voafatotra bokotra 🥰

Address

Anjanahary II N
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kilonga Shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kilonga Shop Mada:

Shortcuts

Share