22/08/2026
🌸✨ NOUVEAU DESIGN CHEZ MORA CONFECTION !
Jolie, pratique et imperméable 💕
Ity tablier devant fleuri ity dia parfait ho an’ny cuisine sy asa andavanandro. 👩🍳
💧 Miaro amin’ny éclaboussures
🧽 Mora diovina
🌸 Motif fleuri élégant
👜 Misy poche devant
😍 Iza amin’ireo design no tena tianao ? Lazao amin’ny commentaire 👇
💰 Prix de détail : 20.000 Ar
🔥 Prix de gros : 15.000 Ar
Raha mahaliana anao dia afaka mandefa message ianao hijery ny modèles disponibles. 📩
📞 034 45 010 97 | 037 49 910 62
🤎 MORA CONFECTION