Fijerim-piainana

Fijerim-piainana voir autrement et sûrement.

14/11/2024

Rehefa tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'ny olona ny ataonao dia ratsy ianao. Fa rehefa tsy manao ratsy olona ianao dia izay no tsara indrindra.
e!

14/11/2024

Tsara ny mandefitra fa aza atao matetika

26/05/2024

OROKA MAMY
les mamans

22/06/2023

Ataovy izay mety aminao fa aza miraraha ny hafa.Fa ireny olona rarahina ireny no manimba.

10/01/2023

Mirary taona feno fifaliana sy fahasambarana ho antsika ny pejy.Mahaiza miaina dia aza manaiky resy ny onde négatif izany fa ireny no fositra iray mampianjera.Esory lavitra ny pessimisme.

07/11/2022

Andriamanitra ihany no mahalala ny hevitra heverana antsika.Mahita ny soa
Bonne semaine

27/10/2022

Ho afaka iny ny zavatra tsy manjary eo amin'ny fiainana.Ho henijy ny fahasoavana avokoa.tsy hisy ratsy hiseho intsony.

30/08/2022

Si tu veux vraiment avoir une belle vie à l'avenir,
change ton comportement

13/08/2022

Le temps passe vite.C'est à toi de voir quoi faire pour le rendre meilleur chaque jour.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fijerim-piainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share