02/07/2026
Elaela tsy nihaona teto !
Araho ny publication fa hisy lalao sy fikafika manimanitra ho zaraina !
Afaka mametraka fanontaniana mikasika ny parfums ianareo dia ezahina ho valiana amin’ny commentaires eo ho hitan’ny be sy ny maro !
Samia makafia fiainana ary isika ehh♥️💞
💞