Bizina rapide

Bizina rapide vente et achat de matérielles informatiques, gadgets informatiques, voitures, habilement, moto...

22/11/2023
Salama daholo o 😊😍Faly mizara aminareo ampahan'ny amin'ny asa nataonay izahay 😍(gâteau aux fruits, magnum cake, pièces d...
15/11/2023

Salama daholo o 😊
😍Faly mizara aminareo ampahan'ny amin'ny asa nataonay izahay 😍
(gâteau aux fruits, magnum cake, pièces de coktails )
👉 Manomboka 4.000 Ar ny portion ny gâteau ary 650 Ar kosa ny pièce
👉 Manomboka 650 Ar kosa ny pièce de cocktail.
Ety Ambohibao- Iavoloha no misy anay. Afaka manampy anao indrindra ho an'ireo amin'ny axe RN 7 sy Bypass 😊
🥰 Mandray commande ny Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy.
🌿 Manasa anao hitsidika ny pejy ahitanao ireo vokatra samihafa atolotray ( 👉https://www.facebook.com/profile.php?id=100077328777652)
🌿 Ito ny rohy ahafahanao mahita ny menu anay (https://www.facebook.com/photo/?fbid=377889728131983&set=pb.100077328777652.-2207520000)
Mankasitraka ❤️

11/08/2023

✅Mitohy hatrany ny famokarana .
Hiangaviana isika izay hanao "commande" mba hilaza herin'andro mialoha ho fandaminana ny tahiry.
Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisanareo 🙂

25/07/2023

🙂😊Bonsoir 😊🙂

Chez nous, les gâteaux sont notre passion 😍🥰, et nous sommes impatients de préparer des délices sucrés pour vos évènements spéciaux . Qu'il s'agisse d'un anniversaire 🎉🎉, d'un mariage 🤵👰‍ ou d'une fête 💃🕺, nous acceptons avec plaisir vos commandes de gâteaux. Faites-nous confiance pour apporter une touche sucrée inoubliable à vos moments précieux.

👉Envoyez-nous directement un message privé 📩 Nous restons à votre écoute 👈

🌈 Jetez également un petit coup d'œil aux articles de pâtisserie disponibles sur notre page 🌈

🚛🚛 Livraison sur Tana et envoi en province possible🚚🚚

 Ar 1000 - 1kgAfaka alaina aty aminay (Amboanjobe-Bongatsara-Tana 102), na aterina mivantana any aminao 🙂👉Manasa hanao h...
31/03/2023

Ar 1000 - 1kg
Afaka alaina aty aminay (Amboanjobe-Bongatsara-Tana 102), na aterina mivantana any aminao 🙂
👉Manasa hanao hifandray aminay amin'ny hafatra miafina (MP) hanao commande.
-----
📣Passez vos commandes directement en message privé sur notre page !
❤️Merci à nos partenaires: CONSULT et .

03/06/2022

💲Raha Ar 1000 ny volanao dia:
-> Mahazo charbon eco SAHAZA 1kg. Mahavita mahandro in-4 fatana mitsitsy 😀
-> Mahazo arina hazo mahavita mahandro in-3 fatana mitsitsy 😞

Address

Antananarivo Anosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bizina rapide posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bizina rapide:

Shortcuts

Share