06/06/2026
🍯 Disponible hatrany ny Miel Niaouli sy Polyfloral ! 🍯
Mitady tantely pur sy naturel ve ianao? Aza mitady lavitra intsony!
✅ Miel Niaouli – Fantatra amin'ny tsirony miavaka sy hanitra manokana avy amin'ny voninkazo Niaouli.
✅ Miel Polyfloral – Avy amin'ny voninkazo maro samihafa, manankarena tsiro sy hanitra voajanahary.
🌿 100% naturel
🐝 Tantely madio sy voafantina tsara
📦 Misy amin'ny fonosana samihafa araka izay ilainao
👉 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana na hanafatra.
☎️034 12 789 18
"Ny kalitao no laharam-pahamehana, ny fahafaham-ponao no tanjonay." 🍯✨