Malala fripe

Malala fripe Ventes des vêtements et accessoires
Livraison possible

17/02/2026
♥️🥰🎽Ampoule ,tena tiako ianao ry ampoule...mitondra hazavana tsy voafetra ho olona rehetra 🤣🤣🤣🤣🤣Ampoule tena tiako ianao...
17/02/2026

♥️🥰🎽Ampoule ,
tena tiako ianao ry ampoule...
mitondra hazavana tsy voafetra ho olona rehetra 🤣🤣🤣🤣🤣

Ampoule
tena tiako ianao ry ampoule
manazava ny totolo,
sy ny equipe manotolo 😜😜😜😜😝🤣

Ampoule
tena tiako ianao ry ampoule
mapavita zaitra bé dia bé
Sady hitsilovana kofehy..🤣🤣🤣

ampoule
tena tiako ianao ry ampoule
mitsilo ahy mandindy lamba
MBA ho tomombana ny kandra

mety ihany vé..
efa azoko antsaina clip fa ny feon sisa MBA angatahako torohevitra aminareo

Ampoule ,tena tiako ianao ry ampoule...mitondra hazavana tsy voafetra ho olona rehetra 🤣🤣🤣🤣🤣Ampoule tena tiako ianao ry ...
17/02/2026

Ampoule ,
tena tiako ianao ry ampoule...
mitondra hazavana tsy voafetra ho olona rehetra 🤣🤣🤣🤣🤣

Ampoule
tena tiako ianao ry ampoule
manazava ny totolo,
sy ny equipe manotolo 😜😜😜😜😝🤣

Ampoule
tena tiako ianao ry ampoule
mapavita zaitra bé dia bé
Sady hitsilovana kofehy..🤣🤣🤣

ampoule
tena tiako ianao ry ampoule
mitsilo ahy mandindy lamba
MBA ho tomombana ny kandra

mety ihany vé..
efa azoko antsaina clip fa ny feon sisa MBA angatahako torohevitra aminareo

vaovao napalaelo androany tena latsaka ranomasono namaky azyAparitao
17/02/2026

vaovao napalaelo androany
tena latsaka ranomasono namaky azy
Aparitao

10/01/2026

Live sy fiarahabana taona vaovao sady lalao fisarihana 🥰🥰🥰

Sabotsy amin'ny 12 ora, fitondra amin'ity 2026 ity sady tena mihaja.
Sabotsy amin'ny 6 ora sy sasany hariva , ahitana articles personnalisées.

Hilalao isika ao anaty live izay hisarihana télé
Ireto ny fe-petra handraisantsika anjara:
✅️Abonnée amin'ny page
✅️mi-Inviter amis hanaraka page.
✅️manao partage amin'ny groupe misy anao sy amin'ny mur ity publication ity ary mi-mentionner namana 5 ao amin'ny commentaire.
✅manaraka live sy manao partage live amin'ny sabotsy amin'ny 12 ora ary manao commentaire "je participe" ao amin'ny live.

Aza hadino ny manao capture ny partage, invitation ami(e)s hanaraka pejy fa alefanao raha voasarika ianao.

Izay voasarika ka mahafeno ireo fepetra no mahazo ilay écran plat bonne année.
Fisarihana ao anaty live sabotsy amin'ny 12 .

Araho hatrany ny pejy dia mazotoa milalao sy mizara amin'ny namana🥰❤️ VIVI MODE

️
️

30/12/2025

Inona tel ampiasainareo zareo? Ndao MBA valiana Amin commentaire oe,anao fisarihana za 30 déc d omeko téléphone io Amin sary io Zay voasarika fa zarao n'y page,d tagué o le namana ,invitez o le namana ho abonné ny page tsika
30 déc 17 h sarihana izay Mahzo an io tel io d avaokatsika eto

Address

Antsirabe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malala fripe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share