Little Pretty

Little Pretty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Little Pretty, Shopping & retail, Antananarivo.

Articles sy accessoires ho antsika ilay kelikely (taille)
💗Little but pretty💗
🖇️Mes meilleurs choix pour vous , 😊🖇️

✔️Mety hisy ho an'ny rehetra ihany koa anefa fa aza misaraka aminay

‼️PROMOTION Fêtes des Mères : 13.000 ar seulement‼️BROSSE CURLY , tena natao morabe mba ho fanomezana fahafaham-po ho an...
19/05/2025

‼️PROMOTION Fêtes des Mères : 13.000 ar seulement‼️

BROSSE CURLY , tena natao morabe mba ho fanomezana fahafaham-po ho anareo😍
STock vitsivitsy , mp aingana😍

Sary indrana

‼️8 PCS Disponibles sisa, ataonay LIVRAISON GRATUITE ‼️Budget planner/classeur de budget format A6(Antonona 20.000 ar ma...
14/03/2025

‼️8 PCS Disponibles sisa, ataonay LIVRAISON GRATUITE ‼️

Budget planner/classeur de budget format A6
(Antonona 20.000 ar maromaro ny pochette iray)
Avec👉8 pochettes à zip
👉12 feuilles budgétaire
👉2 stickers

Alefanay mp ireo couleurs disponibles : blanc, mauve, vert pastel,...
Prix : 34.000 ar,

Aza tara ary😊
Aza adino ny manaraka n'y pages🥰

Arrivage BLOC NOTE très classe et MARKER ACRYLIC👉‼️Stock limités ‼️🩵Bloc note ✔️Format A5: 21*14 cm✔️Un stylo✔️Environ 3...
07/10/2024

Arrivage BLOC NOTE très classe et MARKER ACRYLIC
👉‼️Stock limités ‼️

🩵Bloc note
✔️Format A5: 21*14 cm
✔️Un stylo
✔️Environ 300pages
✔️Pages à lignes

🩵Marker acrylic 12 couleurs

Tena vitsy ny stock fa mp avy hatrany izay hanao commande
‼️Tsisy réservation, tsisy récupération fa sur Livraison

‼️ Stock épuisé ❌DESTOCKAGE 15.000 ar❌Bloc note 416 pagesPrix Destockage❌15.000 ar❌, miakatra kely indray ny prix amin'n...
12/03/2024

‼️ Stock épuisé
❌DESTOCKAGE 15.000 ar❌
Bloc note 416 pages
Prix Destockage❌15.000 ar❌, miakatra kely indray ny prix amin'ny arrivage vaovao fa araraoty ô

Mentioner-o ny namana ilay mila azy ity ar ô😍😍, mety hatao cadeaux an'i neny😍

Couleurs disponibles : Rouge, Rose,Bleu roi, bleu ciel, bleue turquoise
Sur livraison, mandefa amin'ny faritra💟💟💟
Mp avy hatrany ary

04/02/2024

‼️ ALERTE DESTOCKAGE ‼️
Brosse de bain et massage en silicone
☑️Manadio, manala tsikoko tsara
☑️Sady manao massage, mampahazo aina be🥺😇
Mety ho an'ny ankizy sy ho an'ny olondehibe, misy fitazomana

NB: ao amin'ny commentaire ny photo réel
Couleur : vert sy violet sisa no disponible

Vidiny tena mirary: 10.000 ar fa mp avy hatrany🤗

❤️Aza tara fa vitsivitsy sisa an🤗
Efa betsaka no afa-po

❌ Livraison 2.000 ar tanà ville
3.000 ar périphérique

04/02/2024

Heyy😉😍
Miarahaba antsika rehetra ny pCadeaux by Cadeau - mes accessoireseses pejy vaovao hifampizarantsika zavatra tsara sy mahasoa be dia be
-karazana accessoires de maison ( cuisine, déco, accessoires pour femme/homme ...)
-accessoire de bureaux,...

Tena tsara kalitao nefa mora vidy, arak'ilay hoe "mes accessoires" dia nosafidianay sy efa voafantiNAY tsara ny vokatra mba hanome fahafahampo ny tsirairay 🤗

❌Araho ary ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny vokatra🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Little Pretty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share