Baz'Art Malagasy

Baz'Art Malagasy Vente des articles en Art Malagasy, Fournisseur direct en gros et en détails
Basé sur les sacs raphia ect... l'Art est notre pouvoir

MIHAJA sady MISONGADINA🧡🤎bazartmalagasy@gmail.com 📨Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈034 09 001 43 ☎️ l’Art...
11/09/2026

MIHAJA sady MISONGADINA🧡🤎

[email protected] 📨
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈
034 09 001 43 ☎️
l’Art est notre pouvoir...

Manana Harena sy zavatra tsara Madagasikara 😍Manana Talenta sy fahaiza-manao ny Malagasy 🇲🇬Raha tohananao dia samy ho ta...
04/09/2026

Manana Harena sy zavatra tsara Madagasikara 😍
Manana Talenta sy fahaiza-manao ny Malagasy 🇲🇬

Raha tohananao dia samy ho tahiana isika🙏

[email protected] 📨
034 09 001 43 ☎️
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈
l’Art est notre pouvoir...



Miarahaba e🤩Elaela izay fa hiverina moramora eto indray isika😊Ho valiana ihany koa ianareo any @ Mp any fa aza manahy💌❤️...
21/08/2026

Miarahaba e🤩
Elaela izay fa hiverina moramora eto indray isika😊

Ho valiana ihany koa ianareo any @ Mp any fa aza manahy💌
❤️

034 09 001 43 ☎️
[email protected] 💌
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈

l’Art est notre pouvoir...

Izao kosa aloha tena mahafinaritra e😍olom-panjakana mianjaika asa tànana vokatra Malagasy🇲🇬Miavaka hatrany ny Kalitao-nB...
19/06/2026

Izao kosa aloha tena mahafinaritra e😍
olom-panjakana mianjaika asa tànana vokatra Malagasy🇲🇬
Miavaka hatrany ny Kalitao-nBaz'Art Malagasyasy miavaka ity Poketra ity💯

manome Voninahitra ngeza be an’ny mpanao asa tànana ary Manasongadina kolontsaina Malagasy🇲🇬

Tsy miresaka Politika fa miresaka Kolontsaina sy Talenta❤️‍🔥

034 09 001 43 ☎️
[email protected] 📨
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda👈

l’Art est notre pouvoir...

Hita Taratra ny fahavitrihana ananan’ny vehivavy🥰Raha izy no mitondra an’ny ramose 😎 aiza ny direction???Tsy maintsy miv...
13/06/2026

Hita Taratra ny fahavitrihana ananan’ny vehivavy🥰
Raha izy no mitondra an’ny ramose 😎 aiza ny direction???
Tsy maintsy mivily eto @ Baz'Art Malagasy aloha😍

Tsara be ity sary ity❣️
Manome andraikitra ny vehivavy @ izay sahiny atao sy vitany 💪

l’Art est notre pouvoir...


10/06/2026

Andro iraisampirenena ny asa tànana ety Ivato🥳

Ankalazao fa androntsika anio🫆

Andao hiara ankalaza ny Andron-tsika mpanao asa tànana ☝️10 Jona 2026👈Malagasy mpamorona, manan-talenta isika 💯Isika no ...
09/06/2026

Andao hiara ankalaza ny Andron-tsika mpanao asa tànana ☝️

10 Jona 2026👈

Malagasy mpamorona, manan-talenta isika 💯
Isika no mamelona ny ankamaroan’ny Malagasy ❤️
Isika no manodina sy mampiditra vola betsaka indrindra eto Madagasikara 🫡

Asa tànana Malagasy efa nankalazaina fa ratsy hatrizay💢

Fa ankehitriny, Sangany indrindra ary be mpanjifa sy mpitia indrindra eran’izao tontolo izao💪
l’Art est notre pouvoir...

Rehefa atao @ izay hitiavanao azy ny Vokatra iray❤️Dia mitondra ny anaram-boninahitra "MIAVAKA" izy eto 'Art Malagasy 😍K...
04/06/2026

Rehefa atao @ izay hitiavanao azy ny Vokatra iray❤️
Dia mitondra ny anaram-boninahitra "MIAVAKA" izy eto 'Art Malagasy 😍
Kalitao tsara indrindra no avoaka ary miezaka mampivoatra hatrany izahay 💯

034 09 001 43
[email protected]
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda
l’Art est notre pouvoir...




Miaraha ny RENY rehetra izahay🌹Vehivavy Mahery fo ho an’ny ankohonany⚘️Mitomboa Voninahitra sy Fahatsarana hatrany💝Mirar...
31/05/2026

Miaraha ny RENY rehetra izahay🌹
Vehivavy Mahery fo ho an’ny ankohonany⚘️
Mitomboa Voninahitra sy Fahatsarana hatrany💝

Mirary fetin’ny Reny feno Fitahiana ho antsika💯
l’Art est notre pouvoir...


8 TAONA katroka ny Baz'Art Malagasy 🥳Nandalo sedra sy dingana maro betsaka😮‍💨Tsy ijanona fa mbola androso foana hatrany🥰...
13/05/2026

8 TAONA katroka ny Baz'Art Malagasy 🥳
Nandalo sedra sy dingana maro betsaka😮‍💨
Tsy ijanona fa mbola androso foana hatrany🥰
Miandrandra ny 8 TAONA ho avy❤️‍🔥

TSY HISY FOIRE ahitana ny Baz'Art Malagasy taona ity 🙏 (raha tsy misy fanasàna manokana)🛑

Fa ny botika Baz'Art Malagasy Ambatonakanga irery ihany no misokatra afaka hiaonantsika👈
Eto foana ihany koa ny Pejy fa Araho tsy tapaka❤️

034 09 001 43☎️
[email protected] 📨
Ambatonakanga en face de l’immeuble Jacaranda 👈
l’Art est notre pouvoir...





Address

Ambatonakanga
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baz'Art Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Baz'Art Malagasy:

Shortcuts

Share