OFIRA Ltd

OFIRA Ltd Christian supplies and bookstore

OFIRA Ltd  IRERY IANY #+261 34 15 282 78+261 34 62 850 34
01/05/2025

OFIRA Ltd

IRERY IANY #

+261 34 15 282 78
+261 34 62 850 34

❤️
17/01/2025

❤️

📖Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay. — Fitomaniana 5 : 21
27/12/2024

📖Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay. — Fitomaniana 5 : 21

🎁🎁 Azo atao fanomezana tompoko🎁🎁Mbola misy ny Collard round ato aminay OFIRA tompoko,Mp na miantso ity numéro téléphone ...
27/12/2024

🎁🎁 Azo atao fanomezana tompoko🎁🎁

Mbola misy ny Collard round ato aminay OFIRA tompoko,

Mp na miantso ity numéro téléphone ity 🙏

☎️0346285034

Mandefa any amin'ny faritra izahay na Synoda partany misy antsika rehetra 🙏

Misaotra tompoko 🙏

📯📯📯📯📯📯🙏🙏📯📯📯📯📯📯Salama daholo isika mpanaraka ny pejy nahavita soa ny krisimasy omaly ary Mirary soa ho antsika sahady ho ...
26/12/2024

📯📯📯📯📯📯🙏🙏📯📯📯📯📯📯
Salama daholo isika mpanaraka ny pejy nahavita soa ny krisimasy omaly ary Mirary soa ho antsika sahady ho tratra ny taona vaovao amim-pahasalamana 🤝♥️

🎉💌Mbola ao anatin'ny erinandro sy volana ny Krismasy isika izao🥰 ao ireo maniry hanolotra fanomezana ho any Fiangonana sy Pastora amin'ny alahady izao🎉🎉💌

💯Izahay OFIRA dia mivarotra ireto fitaovana azo atao fanomezana ireto ..🥰🥰

✅Kalisy
✅ Communion kit
✅Collard round
✅ Chemise Collard Pastora
✅Chemise Collard Teolojiana
✅Montre

Manasa antsika hiantso na hiditra Mp avy atrany raha toaka misy zavatra mahaliana anao tompoko??

☎️0346285034

#

📯📯🥳🥳 Fête Noël 🥳🥳📯📯Salama tompoko🙏@ izao ankatokany fête Noël izao dia maro ireo ankizy, tanora maniry hanolotra fanomez...
23/12/2024

📯📯🥳🥳 Fête Noël 🥳🥳📯📯

Salama tompoko🙏

@ izao ankatokany fête Noël izao dia maro ireo ankizy, tanora maniry hanolotra fanomezana ho any Fiangonana, Pastora..

💯Izahay OFIRA dia mivarotra ireto fitaovana azo atao fanomezana ireto ..🥰🥰

✅Kalisy
✅ Communion kit
✅Collard round
✅ Chemise Collard Pastora
✅Chemise Collard Teolojiana
✅Montre
💯💯✅💯💯

Manasa antsika hiantso na hiditra Mp avy atrany raha toaka misy zavatra mahaliana anao tompoko??

☎️0346285034

#

📯📯 Fête Noël 📣📣🎉🎉🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🎉🎉Salama tompoko,Ary ankehitriny ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon'Andriamanitra tamin...
23/12/2024

📯📯 Fête Noël 📣📣

🎉🎉🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🎉🎉

Salama tompoko,

Ary ankehitriny ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon'Andriamanitra tamin'ny razantsika no itsanganako hotsaraina eto, — Asan'ny Apostoly 26 : 6

⛪KALISY AZO AMPIASAINA AVY ATRANY

👍Afaka misafidy tompoko🙏
🛵Livraison possible partout à Madagascar, @ Synoda misy antsika rehetra.

✅ KALISY (1) Litre
✅KALISY (1/2) Litre
✅KALISY natokana ho amin'ny fampandraisana any Antokatrano sy eny amin'ny hôpital

☎ +261346285034

🎯 OFIRA ltd Antananarivo, Talatamaty.

📯📯 Fête Noël 📣📣🎉🎉🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🎉🎉🎉🎉Salama tompoko,Ary ankehitriny ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon'Andriamanitra tam...
24/11/2024

📯📯 Fête Noël 📣📣

🎉🎉🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🎉🎉🎉🎉

Salama tompoko,

Ary ankehitriny ny fanantenana ny teny fikasana izay nataon'Andriamanitra tamin'ny razantsika no itsanganako hotsaraina eto, — Asan'ny Apostoly 26 : 6

⛪KALISY AZO AMPIASAINA AVY ATRANY

👍Afaka misafidy tompoko🙏
🛵Livraison possible partout à Madagascar, @ Synoda misy antsika rehetra.

✅ KALISY (1) Litre
✅KALISY (1/2) Litre
✅KALISY natokana ho amin'ny fampandraisana any Antokatrano sy eny amin'ny hôpital

☎ +261346285034

🎯 OFIRA ltd Antananarivo, Talatamaty.

Fa hoy Davida: Solomona zanako mbola zaza sady tanora fanahy, ary ny trano hatao ho an'i Jehovah dia tsy maintsy ho lehi...
23/11/2024

Fa hoy Davida: Solomona zanako mbola zaza sady tanora fanahy, ary ny trano hatao ho an'i Jehovah dia tsy maintsy ho lehibe indrindra, mba hiely any amin'ny tany rehetra ny lazany sy ny voninahiny, koa hovononiko rahateo ny zavatra ho enti-manao azy. Ka dia nahavonona betsaka Davida, raha mbola velona izy. — I Tantara 22 : 5

Raha mila fanampiana sy fanazavana dia, mandray anao izahay tompoko.

✅Mp
☎️+261346285034

#

23/11/2024

Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo. — Filipiana 4 : 5

'Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia— Filipiana 4 : 4'Salama tompoko, Faly miarahaba antsika r...
21/11/2024

'Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia— Filipiana 4 : 4'

Salama tompoko,

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay ato amin'ny OFIRA, ao ianareo Ray amandreny Pastora sy Teolejiana ary isika kristianina rehetra manerana ny nosy.

Izahay ato amin'ny OFIRA dia faly manolotra vokatra vaovao ho antsika rehetra ROUND # tsara be izay avy any Angleterre.

Ka ireto avy ary ny halavany sy ny halahibeny izay misy ato aminay:

💥15,16,17,18.

Tsara ho mariana fa izahay dia mandefa any amin'ny faritra na any amin'ny Synoda izay misy antsika rehetra. Ka ataovy dien'izao ary ny kaomandy tsika raha liana isika.

✅MP
☎️0346285034

OFIRA ltd, Antananarivo,Talatamaty

MISAOTRA TOMPOKO!

❤️🙏
21/11/2024

❤️🙏

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00

Telephone

+261347968371

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OFIRA Ltd posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OFIRA Ltd:

Shortcuts

Share