08/09/2023
Salama e,
Nohon'ny fahasahiranana ara-potoana dia tsy mivarotra Steam Wallet intsony GasyDota2.
Ito ny site fividianana wallet nampesaina nandritra izay telo taona izay.
https://www.mtcgame.com/steam-wallet-cards
Carte visa orange na mvola mety raha tsy manana carte bancaire.
Gg daholo.
steam-wallet-cards-description