Serasera Tous

Serasera Tous Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Serasera Tous, Shopping & retail, Atsahabe, Antananarivo.

13/11/2024

Thermos 1,8L
Marque Miralux
Mitazona hafanana tsara
25 000ar fotsiny

13/09/2024

⭕️Ny vehivavy

⛔️Ny vehivavy lesy ny tena mora tiavina indrindra ra samy zavaboary aa!

⛔️Tsotra ny mitia azy rehefa ainla ny maneho azy fa tena azy elah! Ts amininy vava fotsiny anefa izany fa arahina (action)

⛔️Tsy mila zavatra maro izy fa omeo azy ny fifanajana! Omeo azy ny hasina amin maha vehivavy azy! Ataovy priorités izy fa ilainy be izan! Mba omeo tambitamby izy! Mba tohano izy ra sendra olana na hoe kivy na koa mitomany mints aza!

⛔️Ataovy kobony fa eo fona elah na inona na miseho na iza faly na iza tezitra! Ary aza adino mitondra ambavaka azy indrindra indrindra

♨️Tiavo amin fo izy fa aza tiavina amin vava😉

Mirary soa hoa anareo viavy Jiaby de enga anie mba samy ho tojo amin n anjarany iaby nareo mba ho vanona❤️❤️

Ity ndray ary ooo👉6 bols à soupe👉16cm de diamètre👉Matevina tsara👉25 000ar livré Mp ary ra hanao commande tompoko 🙏🙏🙏
07/09/2024

Ity ndray ary ooo
👉6 bols à soupe
👉16cm de diamètre
👉Matevina tsara
👉25 000ar livré
Mp ary ra hanao commande tompoko 🙏🙏🙏

Ity ndray ary ooo6 assiettes creux👉Matevina be👉22cm de diamètre 👉27 000ar livré tompokoMp ary ra hanao commande 🙏🙏🙏
07/09/2024

Ity ndray ary ooo
6 assiettes creux
👉Matevina be
👉22cm de diamètre
👉27 000ar livré tompoko
Mp ary ra hanao commande 🙏🙏🙏

Ity ndray ary ooo6 tasses👉Matevina tsara 👉240ml 👉25 000ar livré Mp ary ra hanao commande tompoko 🙏🙏🙏
07/09/2024

Ity ndray ary ooo
6 tasses
👉Matevina tsara
👉240ml
👉25 000ar livré
Mp ary ra hanao commande tompoko 🙏🙏🙏

06/09/2024

Arrivage ntsika vaovao ary! ☺️
🌺70 000ar🌺
Oui !!! 70 000ar izy rehetra
👉6 assiettes creux
👉6 bols à soupe
👉6 tasses
Mazaka mafana tsara👌
Matevina tsara 👌
Livraison a partir de 3000ar
Mp ary ra hanao commande 🙏🙏🙏

23/08/2024

Address

Atsahabe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Serasera Tous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share