28/09/2026
🛒 ÉTAGÈRE ROULANTE EN ACIER
✨ Matanjaka • Mora afindrafindra(démontable sous carton)
Ity étagère en acier ity dia mety tsara amin’ny:
✅ Fandaminana entana ao an-dakozia
✅ Fametrahana serviette sy produit ao amin’ny salle de bain
✅ Boky, cahier ary kojakoja ao an-trano
✅ Kilalao sy zavatra madinika
✅ Birao na toerana fitehirizana hafa
📏 Refy : 78 × 45 × 30 cm
🛞 Misy roulettes 4 ka mora afindrafindra.
💰 Vidiny : 60 000 Ar
📞 Tél : 034 25 745 31
🚚 Manao livraison sy mandefa faritra 📦