13/05/2024
OMEKO AMPITIAVANA NY FANGALANA ENTANA EN GROS REHETRA SY NY TOERANA HO ANAREO MIJALY MITADY ZAVATRA ANODINAMBOLA IREO :
AMPITIAVANA
FANGALANA ENTANA en GROS eny BEHORIRIKA REHETRA.
✴️ Tennis de Marque : City ao amin’ilay misy escalator ion y AIR JORD, STAN sns any amin’ny farany AMBONY any
✴️FER sy BABILYSS, BRUSHING, AMPOULE LED, PANNEAY : Eo amin’ny BULDING ilay akaikin’ny VAVAHADIN’NY POCHARD no miditra
✴️JEANS ZONE FRANCHE : BULDIND
✴️ SKINNY, PERFECTO sy AKANJO THAILANDE GOLDEN CENTER
✴️ KAPA, POKETRA,: ao amin’ny VENIC
✴️KOJAKOJAN-DAKOZIA: Vilany sns, eo amin’ilay misy ESCALATOR de ao ambany ao sy ao ambony , BOUILLARD, RICE, INDUCTION SNS
✴️TALON: ao amin’ny AVANCE sy BUILDING sous sol
✴️EPILATEUR electique: building ilay eo akaikin’ny VAVAHADIN’NY POCHARD no mitsofoka dia amininy FENO, ao koa misy SUBWOOFER, PANNEAUX , FER a LISSER, BRUSHING sns
✴️PRODUIT MAKE UP sy VOLO: Golden CENTER
✴️JOGGING, CARGO, TEE SHIRT, AKANJO FLEURI, MONTRE, SOLOMASO, sns POCHARD mila mandeha MARAINA BE amin’ilay AKANJO dia MAHAZO PRIX DE GROS
✴️PRODUIT COSMETIQUE: Abodifilao akaikin’le ZOMA misy magasin KARANA dia ao
✴️TENNIS de mark sy vita sinoa ireo ambadin’ny magasin MANANGANA ireo amin’ny rano MAIMBO IREO no manome PRIX de GROS
✴️BIJOUX INOXYABLE eo akaikin’ny AVANCE
✴️TEESHIRT pour FEMME et pour HOMME et AUTRE MODELE Galerie MIaly 1 er ETAGE.
✴️VILANY/ FATANA/ MIXEUR ambany ESCALATOIRE MATY
✴️AKANJO/KIRARO/JOGGIN/POKETRA/KITAPO/ FER LISSE/ BRUSHING/ PRODUIT COSMETIQUE / KOJAKOJA 500/ BOTOFOTSY ( AO AMIN’NY bulding RAMARSON DAHOLO TOMPOKOLAHY SY TOMPOKOVAVY
✴️Fleur/parfum/kapakapa en gros ao MANANGANA
✴️PPN/Fourniture scolaire/ kojakoja toka-trano any TSARALALANA DAHOLO mandehana maraina BE
✴️ARENDRINA ao amin’ny VENIC Ilay avy aty TSIAZOTAFO no miditra
✴️TELEPHONE, Apitan’ny FIRAISANA VOALOHANY akaikin’ny NEW CEINTURY MIQ BATIMENT 5 dia ao koa ny CHARGEUR EN GROUS
✴️TALON : ao amin’ny AVANCE sy BULDING sous sol
N:B = TONGA DIA ATAOVY CAPTURE D'ECRAN
Inviteo namana is'abbonnée page 🥰🥰