19/02/2026
Ndao ilalao e ❤️🥰
Tantine Fabiola
Coucou 👋
Ity ilay JEUX AZAHOANA 1000000ar 🎁 ho an’i Abonné
1) JP Cadeau matsolaka 🎁
2) Asio teny firariantso vokatrin’ny foanao ho an’i Tantine sy ny Équipe
3) Partageo amin’ny compte Personnel sy groupe 3 Samy hafa ary alefaso amin’ny commentaire ny capture
4) Invitée Olona 3 miresaka aminao isan’andro i Lalao
Tsimaintsy atao fisarihana ity Jeux Ity amin’ny herin’ny Androany Sabotsy satria I Tantine tsy manana fotoana ka izay tsara vitagna mahazo Bob hitantsika eo ny firy olona mahazo azy 🙏
Bonne chance 👍