02/08/2026
🪡🪡Mahafinaritra ery ny mahita ny retour ny Cliente ohatran'izao🌹
💓Nathalie Dianåh Rasoarijaona 💓
🙏Mankasitraka hatrany ho an'ireo izay efa Client/e sy izy mbola ho avy hanoana anay eto Les Deux MDG 🥰
Sur mesure indray ilay natao teto👗