When Dafy is logging on

When Dafy is logging on Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from When Dafy is logging on, Tsarahonenana, Antananarivo.

The first step🎞️😊.. πŸ‘Œβœ¨
02/04/2026

The first step🎞️😊
.. πŸ‘Œβœ¨

30/03/2026

Mofon'aina Alatsinainy 30 Martsa
Lioka 6:32-36
[32]Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.
[33]Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.
[34]Ary raha mampisambotra izay antenainareo fa mbola hanonitra ianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba mampisambotra ny mpanota, handraisany toraka izany indray.
[35]Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, fa aza kivy na amin'inona na amin'inona, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo; fa Izy mora fanahy amin'izay tsy misaotra sy ny ratsy fanahy.
[36]Aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo. Amena

Address

Tsarahonenana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when When Dafy is logging on posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share