Kata Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kata, Shopping & retail, 67ha, Antananarivo.

Zay aloha fa bonne nuit daoly nareo 😅🥴Aza adino fa ao @ story ao misy zavatra Tsara bé hoanao ry ranadahy 🥰👕🥾
06/02/2025

Zay aloha fa bonne nuit daoly nareo 😅🥴
Aza adino fa ao @ story ao misy zavatra Tsara bé hoanao ry ranadahy 🥰👕🥾

Mbôla tsy nahazo lambam_pety ve?😁      👕  mora be ato Kata  🎊38.000ar✅ fotsiny🥰 teeshirt 100% coton✅Lieu (boutique):  67...
23/12/2024

Mbôla tsy nahazo lambam_pety ve?😁
👕 mora be ato Kata 🎊
38.000ar✅ fotsiny🥰 teeshirt 100% coton✅
Lieu (boutique): 67Ha route Maxim🥰
Mp aviatrany ary fa mandalo ny tsara sady mora🥳
Livraison partout Madagascar 🇲🇬
Contact :📞038.71.802.44 📞034.89.560.57

Kaiza brô🤙     ensemble    mora be 🔥✅ 50.000 ar fotsiny de mi_Kata tsara lesy brô 🤙Tongava Mp📨 Na antsova 📞 038.71.802.4...
18/12/2024

Kaiza brô🤙
ensemble mora be 🔥
✅ 50.000 ar fotsiny de mi_Kata tsara lesy brô 🤙
Tongava Mp📨
Na antsova 📞 038.71.802.44 na 📞 034.89.560.57
Afaka jerena mivantana ato @ boutique nay 67ha✅
Araraoty fa akaiky fety 🥳

Coucou jiaby 🥰 ireto ndray le  arrivage ny fête 🥳Mp ou 0387180244 , 0348956057📞Prix: 30000 ariary 😊Livraison partout Mad...
14/12/2024

Coucou jiaby 🥰 ireto ndray le arrivage ny fête 🥳
Mp ou 0387180244 , 0348956057📞
Prix: 30000 ariary 😊
Livraison partout Madagascar 🇲🇬

Coucou jiaby 🥰ireto ndray Ary n'y arrivage mamii koelii😋 Mora Kely daoly reto 🥳 Livraison Nay partout Madagascar 🇲🇬 Prix...
14/12/2024

Coucou jiaby 🥰ireto ndray Ary n'y arrivage mamii koelii😋 Mora Kely daoly reto 🥳
Livraison Nay partout Madagascar 🇲🇬
Prix : 25000 ariary
Lieu : boutique 67h route Maxim 🥰
Mp ou 0387180244📞, 0348956057📞

Salut 😊    mamy kely atolotra hoanareo mpanjifa🥰Prix 25.000 Ar monja ann , coton 100% 👌Araraoty ary fa akaiky fety ann🥳 ...
08/12/2024

Salut 😊
mamy kely atolotra hoanareo mpanjifa🥰
Prix 25.000 Ar monja ann , coton 100% 👌
Araraoty ary fa akaiky fety ann🥳 MP ary
Na miantso ny 📞034.89.560.57 na mijery mivantana ny boutique anay ety 67ha 🔎
Livraison partout Madagascar 🇲🇬 🥰🥰

kaiza daôly😉  Zany ary le kitro mihaja kely fa ray volana ngeh sisa dia Krisimasy ee🥰😁Sady 40.000 ar fotsiny 🥰 Mandefasa...
19/11/2024

kaiza daôly😉
Zany ary le kitro mihaja kely fa ray volana ngeh sisa dia Krisimasy ee🥰😁
Sady 40.000 ar fotsiny 🥰
Mandefasa ary Mp na miantso ny
📞034.89.560.57
Afaka mandefa manerana any Mada 🇲🇬
Na tody mijery aty amin'ny boutique 🥰

Miarahaba antsikia rehetra nahatratra ny andro anio  ô😍Ireto indray ny zavatra milay be atolotra hoanareo 😋 koa aza misa...
19/10/2024

Miarahaba antsikia rehetra nahatratra ny andro anio ô😍
Ireto indray ny zavatra milay be atolotra hoanareo 😋 koa aza misalasala ary misafidy ô😉🥰
Mandefasa ary Mp na miantso ny 📞 034.89.560.57
Livraison partout Madagascar 🇲🇬

Miarahaba antsikia rehetra nahatratra ny andro anio Ireto misy tolotra mamy be hoanizay tia zavatra tsara😍Aza misalasala...
10/10/2024

Miarahaba antsikia rehetra nahatratra ny andro anio
Ireto misy tolotra mamy be hoanizay tia zavatra tsara😍
Aza misalasala misafidy izay tinao ary ô😉
Livraison partout Madagascar 🇲🇬
Na afaka mijery mivantana ny boutique anay🥰
Koa aza misalasala mandefa Mp na miantso ny
📞 034 89 560 57

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share