Ny Aiko Tailleur

Ny Aiko Tailleur Ankino amin i Jehovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao.

Arahaba nahatratra ny asaramanitra eπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
26/06/2026

Arahaba nahatratra ny asaramanitra eπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Salama daholoZay ndray vao hita fa mbola sahirana nanenjika asanareo.   Mino ah fa tsy tara rah zao vao hiarahaba ny Rai...
22/06/2026

Salama daholo
Zay ndray vao hita fa mbola sahirana nanenjika asanareo.
Mino ah fa tsy tara rah zao vao hiarahaba ny Raim-pianakaviana rehetra,ho ambinin-java-manasatra anie ianareo dia ho ela velonaπŸ’“.
BONNE FÊTE PAPA CHERIIIIIIIIII😘😘😘

Tsaroana eto ihany koa ireo izay efa tsy miaraka amin Rainy intsony,mahereza dia hifalio ny zava-misy fa lalana iray hanehoan Andriamanitra ny voninahiny io sedra lalovanao ioπŸ’“πŸ’“πŸ’“.

Salama daholo,zay ndray vao hita fa mbola nisy nanahirana kely.Efa manomboka mandray commande zahay zao.   Mankasitraka ...
02/05/2026

Salama daholo,zay ndray vao hita fa mbola nisy nanahirana kely.
Efa manomboka mandray commande zahay zao.

Mankasitraka anareo nametraka fahatokisana ahy hatrany❀❀❀.

Miray fo tanteraka ho anareo Tamatave tompokoMankahery ny Malagasy rehetra ihany koa amin izao fandalovan ny rivo-doza G...
11/02/2026

Miray fo tanteraka ho anareo Tamatave tompoko
Mankahery ny Malagasy rehetra ihany koa amin izao fandalovan ny rivo-doza Gezani izao

01/02/2026

bonjour fΓ©vrier
anniversaire in heaven de mon frère Josephson Voaharimbola.
Mandriam-piadanana les fa juste tsiaro kely fotsinyπŸ˜₯πŸ˜₯πŸ˜₯

24/01/2026
πŸ˜‡Asa  tanana vita ato aminayakanjo ho an'i ankizy 2 taona katraminy 10 taona πŸŽ“mafatifaty sy tsara kely   πŸ‘•πŸ‘–misy loko azo...
24/01/2026

πŸ˜‡Asa tanana vita ato aminay
akanjo ho an'i ankizy 2 taona katraminy 10 taona πŸŽ“
mafatifaty sy tsara kely πŸ‘•πŸ‘–
misy loko azo isafidianana
Mandefa prix de gros
Mandefa faritra
fanazavana fanampiny M.P na 0338314269. πŸ”°

Address

Antananarivo

Telephone

+261338314269

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Aiko Tailleur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share