RUBIS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RUBIS, Antananarivo.

"🌟 La fierté des parents, l’amour pour votre bébé 💎 Des articles rares et élégants, précieux comme votre trésor 👶❤️ Offrez-lui le meilleur avec Rubis ✨"

👗Habillement, jouets, parapharmacie👞

10/09/2026

Be dia be nareo no Liana amin'ilay revendeur ka tena tsy arako ny mamaly ny mp zareo ah!!
Mialatsiny indrindra 🙏
Aleo angamba affichéko eto amin'ny Page rahampitso ny détails sy ny conditions.
Bonne nuit daholo 😘

10/09/2026

Bonsoir daholo
Olona 4 no mitovy amin'ny numéro -ako ny farany ao anaty commentaire ao
Aleo omentsika an'ilay crédit daholo zareo
Fanilo Andria
Miantra Valentina Andriatsitohaina
Hasiniaina Joëlle Andriamanarivo
Miih Ary

Alefaso Mp ny numéro anareo 🥰

10/09/2026

Bonjour
Mitady revendeur matotra sy mazoto
Raha mahita client 5 isan'andro dia omeko méga 1000 ar ankoatran'ny Commission isan'andro.
Articles bébé et Maman ny amidy
Mp ny conditions
Aoka izay tena vonona no handefa mp azafady indrindra 💪
Merci

09/09/2026

Ary maromaro kay nareo no manana numéro miafara amin'ny 98
Aleo fa olona 3 no omena ary dia ataontsika fisarihana rahampitso @ 20:30

09/09/2026

Izay manana numéro mitovy amin'ny ana ny farany dia andefasako crédit YAS 1000 ar izao..98

Iza daholo ilay Futur Maman nitady slip de grossesse ? Sa ve efa tonga vahiny ?
08/09/2026

Iza daholo ilay Futur Maman nitady slip de grossesse ? Sa ve efa tonga vahiny ?

08/09/2026
Ataovy madio sy mahafatifaty Maman ny fandriana handraisana ny harena kely ah ❤️Drap + housse+ 2 taies d'oreiller Seulem...
07/09/2026

Ataovy madio sy mahafatifaty Maman ny fandriana handraisana ny harena kely ah ❤️Drap + housse+ 2 taies d'oreiller
Seulement 27.000 ar
Coton tsy mihofo

Mendrika fizaràna Mvola izao ah!! Sa ahoana hoy ianareo ?Aleo aloha hatolotra ilay cadeau an'ilay ankizy maika hianatra ...
06/09/2026

Mendrika fizaràna Mvola izao ah!! Sa ahoana hoy ianareo ?
Aleo aloha hatolotra ilay cadeau an'ilay ankizy maika hianatra dia alefantsika eto indray ny kilalao hazahoana MVOLA ho an'ny lehibe ❤️

06/09/2026

Efa ao ny valiny fisarihana tompoko
Mankasitraka indrindra anareo nandray anjara ❤️
Félicitations ho an'ireo tsara vintana 👏
Manasa anareo hiditra mp 😍
Mirary soa samy tahin'Andriamanitra 🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261344932969

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RUBIS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share