19/03/2024
Miarahaba ny mpikambana rehetra.
Indro ny voaloham-bokatray tamin'ity taona ity izay misy karazany roa(2):
-Légumes conservés
-Achard
Misy amin'ny vidiny 6 000Ar , 5 000Ar,
3 000Ar, ary 2 500Ar.
Ny legioma hita ao anatin'zany dia ny
-carotte sy haricot vert; Misy ny carotte sy haricot vert mitambatra anaty bocal iray, ary misy mitsitokatokana ihany koa.
-Aubergine à l'huile
Manana tsiro miavaka kokoa izy ity.Manampy antsika @ apéritif raha handray vahiny na Afaka anaovana entrée amin'ireny karazana lanonana maro isan-karazany ireny na koa ho an'ny ankohonana, mety koa atao anatina m**o toy ny chandwitch.
Izany dia amin'ny vidiny 8 000Ar sy 15 000Ar.
Tsara marihina fa afaka tahirizina maharitra izy ireo 1taona,2taona arakaraka ny fomba fitahirizanao azy sy ny toerana ametrahanao azy no faharetany.
Manasa anao izay liana ny hanjifa izany mba hanao commande ao amin'ny hafatra miafina(mp) amin'ny pejy Leg'conserve na ao amin'ny Emma Ravaonirina na koa hiantso ireto laharan-tarobia manaraka ireto:
034 40 813 08
033 87 605 60
Afaka mandray commande ho an'izay mila maromaro ihany koa izahay.
Aza adino ny mi-abonné amin'ny page mba anarahanao tsy tapaka ny vokatray 😊