Goz Elec Tech

Goz Elec Tech Gozelectech

✨ FISAORANA SY FANKASITRAHANA ✨🟦🟨 GOZ ELEC TECH 🟨🟦 dia maneho fisaorana feno ho an’ireo clients rehetra izay nametraka f...
16/04/2026

✨ FISAORANA SY FANKASITRAHANA ✨
🟦🟨 GOZ ELEC TECH 🟨🟦 dia maneho fisaorana feno ho an’ireo clients rehetra izay nametraka fahatokisana taminay tamin’ny installation électrique du bâtiment.
Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome service matihanina, azo antoka ary maharitra.
📢 Mbola misokatra hatrany izahay amin’ny asa rehetra mikasika :
✔ Installation électrique bâtiment
✔ Dépannage sy entretien
✔ Mise en conformité
✔ Conseil technique
👉 Raha mila service azo antoka sy haingana ianao, aza misalasala mifandray aminay.
⚡ GOZ ELEC TECH – Ny herinaratra azo itokisana ! ⚡
📞 Contact : 034 28 124 25 / 037 26 424 14
📧 Mail : [email protected]
📍 Lieu : Antananarivo

🔧📱💻  ,    HOANAO ZAY MANANA OLANA    😘🙏 ?> Maty carte mère, Alimentation, Maty LED, Graphique, Vaky écran, SHARP miclign...
24/01/2026

🔧📱💻 ,
HOANAO ZAY MANANA OLANA 😘🙏 ?
> Maty carte mère, Alimentation, Maty LED, Graphique, Vaky écran, SHARP miclignote, Smart tv bloqué demarage sns......⚡ ?
✔ Fanamboarana fitaovana elektronika isan-karazany
✅ Tombony ho anao :
✔ Diagnostic haingana
✔ Vidiny mora
✔ Asa madio ary misy garantie
📍 Toerana : Antananarivo – Fokontany Andohamandry
📞 Antsoy : 034 28 124 25
📘 Facebook : Goz Elech Tech et TVled pièce

Mitady   sao misy manana any  mba azo idiranaMP ou 0342812425sary indrana
12/08/2025

Mitady sao misy manana any
mba azo idirana
MP ou 0342812425
sary indrana

Misaotra ny namagna zay tegna magnano asa @ fo, Mankasitraka zay tompony tragno nametraka fahatokisagnaContact tsy miova...
30/03/2025

Misaotra ny namagna zay tegna magnano asa @ fo, Mankasitraka zay tompony tragno nametraka fahatokisagna
Contact tsy miova
Tel 034 28 124 25 , 037 26 424 14
[email protected]

Installation électricité bâtiment - 2 panneau 250W - 2 batterie 150A- 1 Régulateur 30A- 1 Convertisseur 15000VA- 1 Disjo...
17/03/2025

Installation électricité bâtiment
- 2 panneau 250W
- 2 batterie 150A
- 1 Régulateur 30A
- 1 Convertisseur 15000VA
- 1 Disjoncteur modulaire 10A
- Câble VGV souple 2x1,5m _ 2x 2,5m
- Attache N°7,8
- Dominos N16
- Bande collante
NB: Mahazaka figo, télé, Subwoofer, ordinateur, sns ...
Tel: 0342812425 ou 0372642414

Vonona andray anao izahay Antsoy 0342812425 raha manana olana mahakasika ny fitaovana électronique rehetraTel: 034281242...
04/10/2024

Vonona andray anao izahay
Antsoy 0342812425 raha manana olana mahakasika ny fitaovana électronique rehetra
Tel: 0342812425
TVled piece

Hoanao zay mila zavatra tsara   Model EV40  Complet accessoires, efa niasa fa mbl tena tsara Midira MP raha mahalina ana...
11/09/2024

Hoanao zay mila zavatra tsara
Model EV40
Complet accessoires, efa niasa fa mbl tena tsara
Midira MP raha mahalina anao
Tel: 0342812425

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Goz Elec Tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Goz Elec Tech:

Shortcuts

Share