Stockiste Dina Longrich Ambohimangakely

Stockiste Dina Longrich Ambohimangakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Stockiste Dina Longrich Ambohimangakely, Beauty Store, Antanambao Ambohimangakely RN2, Antananarivo.

24/12/2024
🙏🙏Mankasitra hatrany tompoko amin'ny fahatokisana, validés daholo ny PVs antsika a!!! Alarobia indray dia efa afaka maka...
21/07/2024

🙏🙏Mankasitra hatrany tompoko amin'ny fahatokisana, validés daholo ny PVs antsika a!!! Alarobia indray dia efa afaka maka ny entana isika.

Récupération Ankadifotsy na Ambohimangakely ihany aloha atreto fa tsy misy ny livraison.

ENCORE MERCI POUR VOTRE CONFIANCE🤗🤗🥰LES PVS SONT VALIDES🙏🙏
14/07/2024

ENCORE MERCI POUR VOTRE CONFIANCE🤗🤗🥰
LES PVS SONT VALIDES🙏🙏

MANKASITRAKA TOMPOKOHazakazaka be mihitsy ny omaly zay a!!!! vente produit longrich no resaka eto, tena hoe misaotra hat...
13/07/2024

MANKASITRAKA TOMPOKO

Hazakazaka be mihitsy ny omaly zay a!!!! vente produit longrich no resaka eto, tena hoe misaotra hatrany amin'ny fahatokisana anay fa indrindra ny fahatokisanareo ny vokatra Longrich.

Tsy hita hoe firy fa teo amin'ny 110 produits teo no lafoko omaly fotsiny, misaotra e!!!!

Hita taratra fa tena tsara ilay Longrich, ireto ny vokatra lafoko omaly fotsiny :

- dentifrice
- brosse à dent
- déodorant
- serviette hygiénique
- protège slip
- complément alimentaire : calcium, berry oil, arthro (manampy be amin'izao andro mangatsiaka be izao, midira mp raha mila fanazavana ianao)
- crème mains
- lotion corporelle : sod milk, rajuvenating
- anti-moustique

MP RAHA MILA FANAZAVANA MISIMISY IANAO, NA TONGAVA MIVANTANA ETY AMBOHIMANGAKELY

Alefaso ny commande produit Longrich fa efa mandray amin'izay za oooo!!!!!Ianareo clients rehetra efa voaray daholo ny c...
10/07/2024

Alefaso ny commande produit Longrich fa efa mandray amin'izay za oooo!!!!!

Ianareo clients rehetra efa voaray daholo ny commande fa mba confirmeo kely amin'ny mp azafady indrindra, merci foana amin'ny fahatokisana aaaa!!!!!

Tongava haingana sao dia tsy mahazo eo indray a!!!! midira mp fa tsy maintsy hitako daholo.

Address

Antanambao Ambohimangakely RN2
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00

Telephone

+261340386325

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Stockiste Dina Longrich Ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Stockiste Dina Longrich Ambohimangakely:

Shortcuts

Share

Category