09/05/2026
coucou daholo ❤️
✨💄 LIPGLOSS vaovao tonga ato aminay 💄✨
Ataovy mamirapiratra sy manja ny molotrao miaraka amin’ireto lipgloss tendance ireto 😍
✔️ Texture malefaka
✔️ Tsy miraikitra
✔️ Misy effet glossy sy shiny be
✔️ Couleurs magnifiques sady maharitra
Parfait ho an’ny maquillage quotidien na sortie 🫶✨
Azo atao cadeau koa 🎁
📩 Alefaso ary ny commande eeee
🚚 Livraison disponible
Prix :5000Ar