Kapa Belle By T

Kapa Belle By T Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kapa Belle By T, Shopping & retail, Ampasampito, Antananarivo.

👡Vente KAPA EN CARTON à prix abordable
🌸Des modèles tendance et de bonne qualité

✨"Mora vidy , tsara kalitao , azo itokisana"✨

🛵 Livraison rapide partout à Mada
📞 Contact & WhatsApp : 0340737528
📍 Ampasampito

✨🕊️ Joyeuse Pentecôte à tous 🕊️✨
24/05/2026

✨🕊️ Joyeuse Pentecôte à tous 🕊️✨

Merci💗
23/05/2026

Merci💗

22/05/2026

Ity ndray ny kapa en carton antsika manaraka 📦
📞 0340737528
📍 Lieu : Ampasampito
🛵 Livraison partout à Mada


Ity ko anisan'ny modèle tena tinareo bé mihitsy 😅❤️
22/05/2026

Ity ko anisan'ny modèle tena tinareo bé mihitsy 😅❤️


Misy amin'io modèle tsara bé io iany ko ny ao anaty carton antsika 😘
22/05/2026

Misy amin'io modèle tsara bé io iany ko ny ao anaty carton antsika 😘


Merci Madame cliente fidèle 😘💗💗
21/05/2026

Merci Madame cliente fidèle 😘💗💗

21/05/2026

Arrivage kapa en carton 📦🌸
📞0340737528
📍Lieu : Ampasampito
🛵 Livraison partout à M/car

Salama daholo🌸Ho an'izay efa mpivarotra na vao hanomboka business,dia mety tsara ireto kapa en carton ireto😘 ✨25 paires ...
21/05/2026

Salama daholo🌸
Ho an'izay efa mpivarotra na vao hanomboka business,dia mety tsara ireto kapa en carton ireto😘

✨25 paires ny ao anatiny carton iray ,misy modèles 5 mifangaro be izao
✨Mifangaro tsara ny couleur sy ny pointure
✨Qualité tsara👌

📌 Prix: 250.000ar

📩 Aza misalasala mandefa mp raha misy mahaliana anao
📞 0340737528
📍 Lieu : Ampasampito
🛵 Livraison partout M/car

Misy aminio kapa manjakely io ny modèle sasany amin'ny kapa en carton antsika 😍
19/05/2026

Misy aminio kapa manjakely io ny modèle sasany amin'ny kapa en carton antsika 😍


18/05/2026

🌸 Bonjour ô 🌸
Mirary alatsinainy mamy sy herinandro feno tsiky, fahombiazana ary fitahiana ho anareo rehetra 🥰💖
Aza adino fa ny fanombohana tsara dia efa dingana iray mankany amin’ny fahombiazana 🙏✨
Mirary herinandro tsara sy milamina daholo 😘

Mirary soa anareo hatrany ary mankasitraka bé dia bé foana 🙏❤️
14/05/2026

Mirary soa anareo hatrany ary mankasitraka bé dia bé foana 🙏❤️

Address

Ampasampito
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kapa Belle By T posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share