OhmyShop

OhmyShop Ventes accessoires pour cheveux

🔴PRIX : 16000 AR 📱Jouets interactifs pour enfants avec différents motifs  📱Ces jouets éducatifs sont conçus pour imiter ...
22/11/2025

🔴PRIX : 16000 AR

📱Jouets interactifs pour enfants avec différents motifs
📱Ces jouets éducatifs sont conçus pour imiter un smartphone pour enfants.
📱Ils comportent plus de 40 boutons avec des fonctions éducatives
📱Ils incluent des effets sonores et lumineux pour un jeu interactif
📱Les dimensions sont d'environ 15,7 cm de hauteur et 7,6 cm de largeur.

😂
19/11/2025

😂

Ianareo ve mankalaza halloween ? Ahoana n'y hevitrareo amin'io andro iray io ?
07/11/2025

Ianareo ve mankalaza halloween ?
Ahoana n'y hevitrareo amin'io andro iray io ?

☘✿𝐵𝑂𝑁 𝑊𝐸𝐸𝐾𝐸𝑁𝐷✿☘
01/11/2025

☘✿𝐵𝑂𝑁 𝑊𝐸𝐸𝐾𝐸𝑁𝐷✿☘

🌺ROBE ROSE SEXY 🌺💮10.000 AR 💮🌸POUR 1,60 M ET MOINS 🌸
28/10/2025

🌺ROBE ROSE SEXY 🌺
💮10.000 AR 💮
🌸POUR 1,60 M ET MOINS 🌸

EH TANDREMO FA MAHATORANA NY MAFANA LOATRA RETO A !!!! 😬😱😵KA NOHO IZANY DIA MISY ITY VENTILATEUR CHARGEABLE ITY SADY MIS...
15/10/2025

EH TANDREMO FA MAHATORANA NY MAFANA LOATRA RETO A !!!! 😬😱😵

KA NOHO IZANY DIA MISY ITY VENTILATEUR CHARGEABLE ITY SADY MISY JIRO EN COULEUR TSARAKELY ITY

30.000ar fotsiny

23/09/2025

💶💷💸💰💲💵💴Tsy mahasambatra marina ve ny vola ? ahoana n'y hevitrareo ? 💴💵💰💲💸💶💷
Inona ary izany no hitadiavana mafy ,hamonoana tena , hamonoana olona , mampiady zavatra tsy manome hasambarana ? 🍿🥣🥘🍲🥗🍝🍜🍧🍨🍰🎂🍻🥂🏖️🏩🎡🎠🚗✈️🛫

Izany ry teraka volana SEPTEMBRE isany
05/09/2025

Izany ry teraka volana SEPTEMBRE isany

TOETRAN’NY TERAKA VOLANA SEPTEMBRE

✍️ Nosoratan’i Mr Tsiferana

Ny olona teraka Septembre dia malaza amin’ny fahendrena sy fahazotoana. Mahay mandamina ny fiainany izy, manaja ny hafa, ary mahatonga ny olona hanana fitokisana aminy. Fa kizitina sy mora tezitra koa nefa an.

🔴 Amin’ny fitiavana
✔️ Manome fitiavana madio sy tsy misy fitaka
✔️ Mampiseho fitiavana amin’ny asa sy fihetsika
✅Rehefa tia izy dia tia amin’ny fo manontolo tsy misy tambiny

---

🟡 Amin’ny asa
✔️ Miezaka hatrany hahomby amin’ny asa rehetra
✔️ Mandray andraikitra amin’ny zava-drehetra
✅ Tsy manao kitoatoa

---

🟢 Amin’ny fiaraha-monina
✔️ Mahay manaja olona
✔️ Manana hery manintona tsy azo hazavaina
✔️ Mampiray sy mampahery ny manodidina azy
✅ Tia tsikitsiky sy mampiomehy
✅❌ MORA TEZITRA KOA NEFA IZY IREO

🙏 Zarao mba ho hitan’ireo teraka Septembre ny hasiny sy ny hakanton’ny toetrany.

05/09/2025

HIRARIANA HOANTSIKA REHETRA 🕊️🤲

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OhmyShop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share