Miary's Garden

Miary's Garden Mikarakara zaridaina sy ny tontolo manodidina izany. Paysagiste, pépiniériste. Paysagiste, pépinièriste

Hoavy indray ny arrivage tsika @ fin de semaine.👉7000ar/kg blanc importé 👉reserve-o sans acompte @ mp👉rehefa tonga livre...
16/12/2025

Hoavy indray ny arrivage tsika @ fin de semaine.
👉7000ar/kg blanc importé
👉reserve-o sans acompte @ mp
👉rehefa tonga livrenay

Galet Mada misy disponible foana 1300 à 1500Ar/kg

Ilay GALET NOIR IMPORTE aloha ny efa ato!!👉STOCK LIMITÉ fa premier arrivé premier servi. 👉 40 000Ar ny sachet de 5kg Byp...
01/12/2025

Ilay GALET NOIR IMPORTE aloha ny efa ato!!
👉STOCK LIMITÉ fa premier arrivé premier servi.
👉 40 000Ar ny sachet de 5kg

Bypass Alasora Ankazobe.
Arret Bus voninkazo près restaurant la saveur.

Livraison possible🚚

Galet Mada 1300ar et 1500ar foana 👌

29/11/2025

Fety ny andro dia ovaina kely ny ao antrano.
Deco vaovao be indray ny omenay anareo.
Dispo de suite!!

Efa tonga ihany koa ny GALET NOIR IMPORTE atsika @ prix 8000ar/Kg. (minimum 5kg)

Ireto indray ny arrivage tsika ahh!! Ny PM efa misy daholo ahhh! Vidiny tsy miova fa :👉galet Mada marron sy fotsy 1300Ar...
24/11/2025

Ireto indray ny arrivage tsika ahh!!

Ny PM efa misy daholo ahhh!

Vidiny tsy miova fa :
👉galet Mada marron sy fotsy 1300Ar/kg sans triage, 1500Ar/kg avec triage.
👉galet Mada gris 1500Ar/kg
👉grain de marbre 3000ar/kg gris ny dispo

🚚 Livraison:
👉offerte raha 500kg manodidina any point de vente su en ville
👉50% any livraison offerte raha hors ville.

Point de vente:
Bypass Ankazobe Alasora. Arrêt bus voninkazo face lavage Madio.

Ito ary rizareo aloha ilay marron.Efa misy PM sy Mm izy hoanareo ilay nitady teo aloha teo. Sarotra voamahazo marron mad...
17/11/2025

Ito ary rizareo aloha ilay marron.
Efa misy PM sy Mm izy hoanareo ilay nitady teo aloha teo.

Sarotra voamahazo marron madinika tsika fa tongava aigana.

👉Livraison OFFERTE raha en ville sy manodidina any point de vente Bypass Alasora Ankazobe arret Bus voninkazo, raha toa ka maka 500kg hianareo
👉ny ampahany @ livraison indray ny alohanareo raha somary alavitra anay.

tel: 0340145469

13/11/2025
Tsara ehh?! Modèle namohana any pozin’ny ireto galet Mada ireto indray izy ity. Vidiny 1300ar/kg sy 1500ar/kg.Maka 500kg...
11/11/2025

Tsara ehh?!
Modèle namohana any pozin’ny ireto galet Mada ireto indray izy ity.

Vidiny 1300ar/kg sy 1500ar/kg.

Maka 500kg nareo dia ataonay gratuit ny frais de livraison anareo raha tsy alavitra be any point de vente na en ville ianareo.

Ra halavitra indray dia ampahan’ny @ frais no hiatohanay.

Aza ela fa fotoana izao hikarakarain’ny any tokotany. a

18/10/2025

Iza ny manaraka?!!
Jereo ito fa 6jours fotsiny dia efa niova tanteraka!!!

Offre vaovao be!! Ataonay GRATUIT ny LIVRAISON anareo raha maka 500kg (5sacs de ciments) ianareo raha en ville na manond...
30/09/2025

Offre vaovao be!!
Ataonay GRATUIT ny LIVRAISON anareo raha maka 500kg (5sacs de ciments) ianareo raha en ville na manondinana any point de vente Bypass Alasora arret bus voninkazo ianareo.

Prix tsy miova fa ireto:
*galet Mada 1300ar/1500ar ny kg
*galet importé 7000ar/kg
*grain de marbre 3000ar/kg

Hampihaingoy aloha ny ao @ tsika analana izany stresse rehetra izany. Vitsivitsy ny stock fa tsy fantatra indray ny arri...
27/09/2025

Hampihaingoy aloha ny ao @ tsika analana izany stresse rehetra izany.
Vitsivitsy ny stock fa tsy fantatra indray ny arrivage @ ity fikorotanana ity.
Ny prix aloha tsy miova hatreto.

galet Mada 1300ar sy 1500ar/kg
importé ilay fotsy be 7000ar/kg
grain de marbre 3000ar/kg

Ny livraison manomboka 100kg hatrany.

Address

Ankazobe, Bypass
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Telephone

+261340145469

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miary's Garden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share