09/08/2026
J5 🔊
Andro farany ety amin’ny Fier Mada androany dia hanome fanomezana ho anareo aho.
Inona daholo aloha no hita ao?
👉 savon glycériné à base d’huile coco ( karazany: aloe vera, curcuma, citron, café)
👉 savon liquide multiusage
👉 huile coco pressé à froid
👉 huile de sésame pressé à froid
👉 huile d’arachide pressé à froid
👉 vinaigre de cidre
👉 tantely ( bois de rose, niaouli)
Abonner-o ary ny page, antsoy ny namana fa izay mifanena amiko eny amin’ny foire ka miteny hoe « fanomezana » dia omeko surprise kely.
💞kely fa vokatry ny fo an💞
Ataoko ao amin’ny kaomantera ao ny sary
Tongava soa daholo