15/12/2025
**Hafatra manokana ho an'ny malagasy:**
**"Charcuterie malagasy, matsiro sy tsara kalitao!**
Mandehana mividy ny **charcuterie Malagasy** – tsiro mampifaly ny Malagasy! Mety amin'ny sakafo rehetra, na andavan'andro, na andro fety. Ho an'ny fianakaviana, ho an'ny namana, ho an'ny rehetra!
**Charcuterie Matsiro** – ny tsiron'ny Malagasy, ny kalitao azo antoka!
**Aza adino, raha tianao ny tsiro matsiro, safidio ny Charcuterie Matsiro !**
🎉Pack découverte : 31 000ar
- Mortadelle volaille 500g
- Mortadelle boeuf 500g
🎉Pack festif 1 : 30 000ar
- Paté 500g
- Mortadelle mélange 500g
🎉Pack festif 2 : 31 000ar
- Paté 500g
- Mortadelle PUR porc 500g
Livraison gratuite 🚴 tana ville
Livraison gratuite en périphérie si achat plus de 60 000ar
2 Andro (Andro fiasana) alohan'ny livraison ny commande an
Partager o Ary fa misy hatrany Ilay lalao izay Manao partage betsaka indrindra