25/02/2026
mafatifaty reto maman
Frip tsisy défaut, Lohan'entana voanfatina tsara 👍
Jp+mp (lieu et contact svp) ,
Livraison possible Tana sy faritra🚴
Frais à partir 3000ar, frais maman tsy anay fa any livreur manatitra azy any aminao 🥰
🔴Tsy manao récupération fa sur livraison ihany
🔴Tsy intérieur (ao anatiny , Faux semelle), ka vérifie-ho tsara refy tongotra ilay harenan-kely tsika
🔴Tsy manakalo na mamerina entana efa lafo izahay, fa raha mbola eo kosa ny livreur dia hamarino tsara ka afaka averina raha mahafa-po anao😍😍😍