22/06/2024
🌟 Tongasoa eto amin'ny ::: Amuse toi bien ::: 🌟
Izahay dia boutique vaovao mivarotra " livret d'activités" natokana ho amin'ny fampivoarana sy ny fialamboly ho an'ny ankizy🎉📚
Mino izahay fa ny fianarana dia mety ho fanabeazana sy fialamboly ihany koa.
Izany no nahatonga anay ato aminy ::: Amuse toi bien ::: namorona andian-kahie natao hamporisihana sy hampivelarana ny fahaiza mikarokin'ny ankizy.
🖍️ Nahoana no misafidy ny " livret d'activités " ato aminay ?
📌 Fanabeazana sy Fialamboly : Hetsika maro samihafa mampifangaro ny fianarana sy ny fialamboly.
📌 Ho an'ny Sokajin-taona Rehetra : Kahie voatokana isakiny filàn'ny ankizy amin'ny sokajin-taona rehetra.
📌Kalitao Ambony : zavatra tena tsara sy mazava no atolotray
Aza adino ny manao "like" ny pejintsika mba hahazoana vaovao farany sy tolotra manokana! 💖