MY varotra fripy

MY varotra fripy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MY varotra fripy, Shopping & retail, Ambatolampy, Antananarivo.

Tena mangatsiaka n'y andro a! Mila manao mafana foana😍😍👉Arrivage rahampitso :❌ Blouson bombers femme, misy parka, misy f...
28/06/2024

Tena mangatsiaka n'y andro a! Mila manao mafana foana😍😍
👉Arrivage rahampitso :
❌ Blouson bombers femme, misy parka, misy fohy
❌ Robe pull, misy lava misy tunique

Perfecto suédine tsy misy fourrure, couleur marron 💥💥 mp izay Liana ary
16/06/2024

Perfecto suédine tsy misy fourrure, couleur marron 💥💥 mp izay Liana ary

Salama daholo !!Destockage total ❌❌Solde bé tsiy misy otran ity ☺️☺️ ALefako mora bé any daholo, 5000ar à 15000ar ❌❌
14/06/2024

Salama daholo !!
Destockage total ❌❌
Solde bé tsiy misy otran ity ☺️☺️
ALefako mora bé any daholo, 5000ar à 15000ar ❌❌

Salama daholo, ❌❌ Arrivage veste suédine lamaody2 kely daholo Ary 😍😍Jereo izay Tiana Dia apetrao n'y fanontaniana 😚😚
05/06/2024

Salama daholo,
❌❌ Arrivage veste suédine lamaody2 kely daholo Ary 😍😍
Jereo izay Tiana Dia apetrao n'y fanontaniana 😚😚

Coucou daholo ✋😍Veste suedine fourrure lamaody bé indray zareo a, 💥 Miomana Ary fa vakiana rahampitso alarobia 😍
04/06/2024

Coucou daholo ✋😍
Veste suedine fourrure lamaody bé indray zareo a, 💥
Miomana Ary fa vakiana rahampitso alarobia 😍

Coucou daholo ✋Volana vao2, arrivage vao2 bé ihany KO 😍👉 Veste manteau mihaja bé , lamba tena qualité vao2 bé daholo 💥 J...
02/06/2024

Coucou daholo ✋
Volana vao2, arrivage vao2 bé ihany KO 😍
👉 Veste manteau mihaja bé , lamba tena qualité vao2 bé daholo 💥
Jereo Ary izay Tiana Dia apetrao n'y fanontaniana fa Samy manana n'y vidiny 😍❌

Arrivage fête de mère ndray Ary e,😍💎 Robe pulle manja kely, matevina daholo n'y lambany 💎Prix 20000ar daholo
22/05/2024

Arrivage fête de mère ndray Ary e,😍
💎 Robe pulle manja kely, matevina daholo n'y lambany 💎
Prix 20000ar daholo

Liquidation totale, veste jean a fourrure tena mbola tsara daholo Amin n'y vidiny 15000ar, oui 15000ar daholo 😍, jereo A...
21/05/2024

Liquidation totale, veste jean a fourrure tena mbola tsara daholo Amin n'y vidiny 15000ar, oui 15000ar daholo 😍, jereo Ary izay mety aminao 👊

Tsotra fa tena mihaja, tena vrai cuir daholo, tsy mbola misy defaut 😍
17/05/2024

Tsotra fa tena mihaja, tena vrai cuir daholo, tsy mbola misy defaut 😍

Araraoty fa mandalo ihany a! Trench vrai cuir tsisy kianina, couleur marron café tena jaojaopil bé, taille L 😍
17/05/2024

Araraoty fa mandalo ihany a! Trench vrai cuir tsisy kianina, couleur marron café tena jaojaopil bé, taille L 😍

Address

Ambatolampy
Antananarivo

Telephone

+261349655547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MY varotra fripy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share