By Rayan's Mom

By Rayan's Mom 🟢 Fizaràna zavatra mahasoa🥰
🟢Varotra isan_karazany

🙏Mahay ny zavatra rehetra aho,ao @ ilay mampahery ahy🙏❤️

18/11/2025

Aza menatra ny atao hoe zanak'Andriamanitra ,🙏♥️
Ireharehao mihintsy ny fiarahanao 🥰

💌
22/10/2025

💌

Avelao ny olona hiheritreritra an’izay tiany heritreretina momba anao.
Raha mampilamina ny sainy ny mieritreritra fa ratsy ianao: ok, tsy maninona izany….

Manaova ny marina dia mifantoa foana any amin’ny tanjonao.

Aza adino fa matoa ianao maheno ny wawawa an’ny olona dia satria mandeha mora loatra ny vitesse-nao.

Henoy tsara ity fahamarinana ity: ny fiara mandeha mafy dia tsy maheno mpitsikera.

Herezo ny dia, ndao hirifatra dia aza mandany andro manazava.

Tsara ity alarobia ity

Ps: Tsara ity Antsirabe ity

21/10/2025

Ankino @ Jehovah ny asanao, dia ho lavorary izay kasainao.🙏🙏 Ohab 16: 3

07/10/2025

Tena hafa mihintsy ny tontolo Andro rehefa Arahana vavaka 🥰🥰🙏🙏

👉Mba ataovy zatra miomana handray zavatra tsara ny fo sy ny sainao❤️👈_Indraindray dia olana foana no mitambesatra ao ana...
29/08/2025

👉Mba ataovy zatra miomana handray zavatra tsara ny fo sy ny sainao❤️👈
_Indraindray dia olana foana no mitambesatra ao anatitsika ao 😏 hany ka izay atao rehetra dia asiana doute avokoa🤔🤔
☝️Voalohany indrindra dia tiko foana ny manindry an'ity hoe aza misaraka n'inona n'inona atao dia milamina kokoa ny sainao ❤️
✌️Manarak'izay ,mizàra Mijery côté positif zavatra hatao ❤️❤️
✅Fiarahana + Mijery côté positif +miomana handray zavatra tsara ny fo sy ny saina
👉Ho hitanao fa na ny fahasalamanao sy ny fiainanao ary hizotra milamina😉❤️

❤️Mirary soa❤️

By Rayan's Mom

28/08/2025

🟨 TONGOLO SY RONONO – Fanafody Natoraly Mahery Vaika

Raha marary tenda, misy kohaka, na reraka be ny vatana, dia misy fomba tsotra efa nampiasaina hatramin’ny ela: tongolo andrahoina ao anaty ronono.

AKORA ILAINA

Tongolo 4-5

Ronono iray vera (na ampy handrakotra ny tongolo)

FOMBA FANAOVANA

🟢 1. Sasao ny tongolo, azo tetehina roa na avela manontolo.

🟢 2. Apetraka ao anaty vilany miaraka amin’ny ronono.

🟢 3. Andrahoina amin’ny afo malefaka mandra-pahamasaka tsara ny tongolo.

🟢 4. Avela hangatsiaka kely, dia sotroina ny ranony (afaka mihinana ny tongolo ihany koa raha tiana).

TOMBONTSOA
🟢 Manamaivana ny kohaka sy ny tenda marary
🟢 Manampy amin’ny fanadiovana ny havokavoka
🟢 Mampitombo ny hery fiarovan’ny vatana
🟢 Manalefaka ny fery ao anaty vava

Fomba voajanahary, mora atao ary voaporofo nandritra ny taona maro!

Vokatra Avy Any Alaotra – Mitondra fahasalamana voajanahary ho anao.

🙏🙏Amen❤️
23/08/2025

🙏🙏Amen❤️

😌Izy no efa nampanantena ka matokia Azy🙏🙏
07/08/2025

😌Izy no efa nampanantena ka matokia Azy🙏🙏

❗❗HIANATRA OOO❗❗❗⛔⛔Fahadisoana 7 ataontsika rehefa mahandro legioma (sy ny fomba hisorohana azy)⛔⛔❌ 1. Sasàna aorian’ny ...
04/08/2025

❗❗HIANATRA OOO❗❗❗

⛔⛔Fahadisoana 7 ataontsika rehefa mahandro legioma (sy ny fomba hisorohana azy)⛔⛔

❌ 1. Sasàna aorian’ny fanapahana
⚠️ Miala ny otrikaina, indrindra raha efa notapahana madinika.
✅ Vahaolana : Sasao mialoha ny legioma, vao tapahina.

❌ 2. Andrahoana ela loatra
⚠️ Tsy misy tsiro tavela, malemy be, very otrikaina.
✅ Vahaolana : Jereo tsara ny fotoana ilaina amin’ny sakafo tsirairay (karoty ≠ courgette). Andrahina amin’ny hafanana antonony na à la vapeur raha tiana hitazona otrikaina.

❌ 3. Atao mitambatra be loatra amin’ny lapoaly
⚠️ Tsy mifangaro tsara, manome rano be, tsy masaka mitovy.
✅ Vahaolana : Legioma be rano (toy ny courgette) ataovy manokana, fa ny maina (toy ny karaoty) azonao atambatra. Ataovy tsikelikely amin’ny lapoaly.

❌ 4. Tsy asiana sira amin’ny fotoana mety
⚠️ Raha amin’ny fiandohana : mamoaka rano be. Raha amin’ny farany : tsy miditra tsara ao anaty legioma.
✅ Vahaolana : Asio sira rehefa manomboka mahamay ny legioma — toy izany, mahazo tsiro tsara tsy mamoaka rano be.

❌ 5. Afangaro matetika loatra rehefa manendy
⚠️ Tapaka, mivadika lasopy, tsy mahazo “crouté”.
✅ Vahaolana : Avela hipetraka kely tsy mihetsika aloha vao afangaro. Omeo fotoana hifangaro amin’ny menaka na zava-manitra.

❌ 6. Tsy asiana menaka na zava-manitra mahasarika
⚠️ Tsy misy tsiro, lasa fotsifotsy, tsy manintona.
✅ Vahaolana : Ampio tongolo gasy, tongolo be, sakamalaho, sakay, menaka oliva ...

❌ 7. Tsy manararaotra ny “saosy voajanahary”
⚠️ Avy mahandro legioma dia ariana ny ranony sisa tavela. Dommage.
✅ Vahaolana : Ireny ranony legioma ireny dia afaka atao base sauce (ampiana kely crème, saosy soja, na zava-manitra)

Aza adino mizara @ namana dia mirary soa oh💓

✍️Indrana

🟠Aza ampitahaina  ny fiainanao♥️🟠Aza mitsiriritra ny ho eo  akory fa manana ny lalana hitondra anao manokana Andriamanit...
30/07/2025

🟠Aza ampitahaina ny fiainanao♥️
🟠Aza mitsiriritra ny ho eo akory fa manana ny lalana hitondra anao manokana Andriamanitra♥️
🟠Soa fianatra fa ny anjara koa tsy miolaka♥️
❣️Am_pitiavana❣️

✅Tena ilaina be ny rano🩷
27/07/2025

✅Tena ilaina be ny rano🩷

Bonne soirée tout le monde 🌹😘😘
25/07/2025

Bonne soirée tout le monde 🌹😘😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Rayan's Mom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share