TIAKO KELY by LIA

TIAKO KELY by LIA ☘️📒Tout pour écrire vos rêves 🛍️❤️

Salama daholo ndray isika ato e🎉Ho avy ny arrivage tsika rampitso ah 😅 aza misalasala Ary fa inviteo ny namana rehetra d...
21/11/2025

Salama daholo ndray isika ato e🎉Ho avy ny arrivage tsika rampitso ah 😅 aza misalasala Ary fa inviteo ny namana rehetra dia abonneo n'y page ah 💓🛍️ surprise Kely Ilay article atsiaka rampitso ka izahay mahay azy mahazo crédit 🥳

Alefao ao amin'ny commentaire Ary e🌹💕Rampitso ny fotoanatsikaa ah ❣️bisous 😘😘

Salama daholo e! ela ela tsika tsy hita tato amin'ny pejy noho ny fahasahiranana Kely ah 🥺 nalahelo bé anareo mihintsy i...
12/11/2025

Salama daholo e! ela ela tsika tsy hita tato amin'ny pejy noho ny fahasahiranana Kely ah 🥺 nalahelo bé anareo mihintsy izahay ka noho izany dia hiverina tsikelikely ETO amin'ny pejy amin'izay izahay Sady itondra zava_baovao ho anareo , Ary iezaka hatrany ny anome fahafahampo bé ho anareo 🌹❤️

❗Doka Kely aloha , araho hatrany ny pejy de asao n'y namana is'abonne fa surprise tsara bé ho avy ao💓🛍️

Mankasitraka anareo rehetra mamy bé dia bisous bé 😘😘

12/01/2025

Bonsoir 😍 ampifaliana lehibe no ilazako anareo ny mpandresitsika tamin’ity lalao voalohany ty🥰 Felicitation Tiphane Stéphäne 🎊 mba miditra « mp » amiko ianao azafady😍 Araho hatrany page tsika fa mbola maro ny kilalao ho zaraiko anareo ao 🥰 bisous 😘

Bonsoir mes amis 😍 Tonga ny fotoana izay endrasatsika maro bé ah🥰 efa voarahiko avokoa ny fitarainanareo rehetra ah 🥺 ka...
12/01/2025

Bonsoir mes amis 😍 Tonga ny fotoana izay endrasatsika maro bé ah🥰 efa voarahiko avokoa ny fitarainanareo rehetra ah 🥺 ka izay indrindra no Mbola tsy amoahako n'y valiny lalao 🙏 ka rariva à 18h ary ataotsika live n'y valiny lalao MBA hisiny mangarahara tsara 🤩 bisous mes amis 🍫💖

Coucou mes amis 😍Efa nalefako ao ny cadeau surprise mamy bé reto ah🥳 araho hatrany n'y fepetra de aza adino mi_ s'abonne...
09/01/2025

Coucou mes amis 😍
Efa nalefako ao ny cadeau surprise mamy bé reto ah🥳 araho hatrany n'y fepetra de aza adino mi_ s'abonner Ilay page ah😌 sode varina manenjika j'aime fotsiny nareo fa Mila abonner Lou😆
Bisous bé 😘bonne chance mes amis 🍫💖

08/01/2025

Bonne année oh🌹ho taona feno fahasohavana sy fahombiazana antsika rehetra anie ity taona vaovao ity ❤️‍🔥
Ela ela isika izay no tsy tato amin’ny pejy noho ny antony maro samihafa 🥺 indro ary izahay itondra zava-baovao be izay mbola tsy fahita ato amin’ny pejy 🤍

Arao tsy tapaka ary ny pejy de aza adino no miantso ny namana ah👍🧡 alefako tsikelikely eto ny publication ah😻bisous be daholo 🥰

Bonsoir 🥰 ireto indray ary aloha ny article antsika disponible ah🎉 aza misalasala manontany raha misy mahaliana anareo 😻...
21/11/2024

Bonsoir 🥰 ireto indray ary aloha ny article antsika disponible ah🎉 aza misalasala manontany raha misy mahaliana anareo 😻 tout à 5K 🥳 ndao ary e💐

16/11/2024

Coucou 💝
Ela ela isika izay no tsy tato 🥺 ndao ary asitsika arrivage miavaka Kely amin'izao andro mafana bé izao e💖🥰 pas plus de 6k ny article alefako eto ka homano tsara ary ny JP 🥱 ho fanatsaratsika n'y pejy Dia ho asitsika give way ao aorina Kely ao 😚

Alefako eto ny détail s'y n'y sary ary oh🍫💐
Bisous 😘

Salama arivariva ndray ry manja ah💙Aza tara fa Mbola misy Ilay tinareo bé hatramn'ny suédine atsika ah💟 mety amin'izao a...
11/07/2024

Salama arivariva ndray ry manja ah💙
Aza tara fa Mbola misy Ilay tinareo bé hatramn'ny suédine atsika ah💟 mety amin'izao andro mangatsika Zao reto Sady Mihaja tsara 😜
Mankasitraka izay efa nandray anjara dia Mbola manentana hatrany antsika Mbola tsy naka 😘bisous 😚

Coucou  les manja 💖 Tonga ndray n'y arrivage manitra bé 🥰Tongava mp raha misy mahaliana anao💖
09/07/2024

Coucou les manja 💖
Tonga ndray n'y arrivage manitra bé 🥰
Tongava mp raha misy mahaliana anao💖

Coucou ndray ry manja ah🥰Ririnina Zao ny andro dia aleo karakaraina foana ihany ny vatana e🥰 ho antsika Ilay manana molo...
02/07/2024

Coucou ndray ry manja ah🥰
Ririnina Zao ny andro dia aleo karakaraina foana ihany ny vatana e🥰 ho antsika Ilay manana molotra vakivaky ndray ary🥶💋amin'ilay tsy mifindra fa maharitra 24h ah😚

❗Aza adino mi_ abonné page ah😘
Bisous les manja 💖

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIAKO KELY by LIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share