08/01/2026
â
Ndao hisoroka ny OSTĂOPOROSE đ â
@ PACK OS & SANTĂ COMPLETE đ
â
SOLUTION Produit naturel 100%
Vitamine D3 + Poudre de MoĂŤlle + Calcium Softgel + OMEGA 3+ Magic Detoxin
đ Vahaolana feno ho anâny taolana matanjaka, vatana salama ary hery fiarovana avo.
đ Nahoana ity pack ity no tena ilainao ?
â
Vitamine D3 â Fixateur de Calcium
Manampy ny vatana handray sy hampiasa calcium 100%, manamafy taolana sy nify, ary mampitombo ny hery fiarovana. Manampy koa aminâny toe-tsaina tsara sy fihenanâny harerahana.
â
Poudre de MoĂŤlle â Source naturelle ultra-riche
Misy calcium, fer, zinc, magnĂŠsium & protĂŠines izay:
â Manamafy taolana sy hozatra
â Manamaivana fanaintainana lamosina sy havizanana
â Manatsara ny rĂ , ny torimaso ary ny fitadidiana
â Tena tsara ho anâny olona marefo taolana sy zokiolona
â
Calcium Softgel â Absorption rapide
Manome calcium mora levonina ho anâny:
â Taolana sy nify mafy
â Fiasanâny hozatra sy rĂ
â Vehivavy bevohoka, mampinono, zokiolona ary olona tsy ampy calcium
đĽ Tombony lehibe indrindra
đ Rehefa ampiarahana ireo 3 ireo dia mahazo vokatra avo roa heny:
Taolana mafy âď¸
Hery fiarovana matanjaka âď¸
Vatana tsy mora reraka âď¸
đŻ Ho anâiza ?
âď¸ Olona manana fanaintainana lamosina sy vanin_taolana
âď¸ Zokiolona
âď¸ Vehivavy bevohoka na mampinono
âď¸ Olona te-hisoroka osteoporose
âď¸ Izay te-hitazona fahasalamana maharitra
âď¸ Tanora sy ireo olona tia kotrana
đ˘ Safidio izao ny PACK OS & SANTĂ COMPLETE
âď¸ Afaka miresaka mivantana amin'ny message privĂŠ isika fa aza misalasala Tompoko
âď¸OMEGA 3 Naturel
đ 034 91 651 22
âď¸ Livraison manerana an'i Madagasikara