10/07/2026
🌟 Rehefa vita ny fifanarahana dia mahazo vidéo malalaka avy any am fournisseur, toizao itanao amin'ny vidéo izao 👌
✅ Raha mahalina anao ny entana momban'ny SONORISATION dia afaka afarana daholo izay rehetra tinao 👌
✅ Eto zao dia Système audio Line Array hautes performances double haut-parleur no asehonay anareo, Afaka misafidy ianao na atao large bande 8", 10", 12" mety daholo.
✅ Simple subwoofer 18"
🌟 Afaka manafatra zavatra hafa ihany ko... Toy ny Ampli, Micro, Table Numérique, Haut-parleurs, Rack 8U, 10U, 12U, sns sns....
❌ Jereo ao am Commentaire aza ny sationany amin'ireo entana raha misy mahalina anao tompoko ❌
🌟 Aza misalasala mandefa hafatra miafina tompoko raha misy mahalina anao, Na ihany ko manantona mivantana aty amin'ny showroom👌
🏠 Showroom Andavamamba près Station Shell
☎️ 034 83 553 36 whatsapp