K'art mode

K'art mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from K'art mode, Shopping & retail, Antananarivo.

12/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Irina Razanamelinina, Tiana Raïssa, Niaina Andrianarilala, Miantsa Fyh Rand, Idealy Randriamiadana

08/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andriamihanta Vololonirina, Raharinoro Hortencia Chãn, Fyh Rahary

Salama ô 😍 Satria zoma n'y andro Dia hanome n'y soin tokony ho ataonareo rahampitso ah zan an 😊 Otrany mahazatr aloha Di...
07/06/2024

Salama ô 😍
Satria zoma n'y andro Dia hanome n'y soin tokony ho ataonareo rahampitso ah zan an 😊

Otrany mahazatr aloha Dia n'y bain d'huile tsy adino a

Reny ef fampiasanareo reny daoly ref manao soin ihany no arahana fa ftsn SOIN PROTÉINE indray no ataotsik (maïzena s'y atody) arakarakle volotsika no fatranreo a

Dia Zay ftsn,n'y soin ankotrreo ts adino a,n'y étape rehetra atao rehefa hanasa Loha n'y masque ftsn no lasa protéines fa sisakzay tss miova

Afk mametraka fanontaniana ai izay manana a,vonona hamaly anareo foana ah ♥️

Merciiii😍

Miarahaba anareo ato ô😍Tena elaela ts hita tato mintsy ah fa ialana tsiny indrindra🙏Tena somary sahirana Kely ah Dia tsy...
06/06/2024

Miarahaba anareo ato ô😍

Tena elaela ts hita tato mintsy ah fa ialana tsiny indrindra🙏

Tena somary sahirana Kely ah Dia tsy de afak nanao publication rah ts izao indray
Mino ah fa tohizanareo foana n'y soin s'y n'y routine isan'andro ao a

Aza adino mintsy ireo fa tena miankina amin'ireo daholo n'y fahasalaman'ny volontsika amzao,n'y tena tanjoko nanome anareo anreny Dia MBA ho Salama s'y ho lava Ary ts ho vakivaky mihitsy n'y volotsika😊

Mila faharetana e,Mino ah manko fa mangatsiak Zao n'y andro Dia kamokamo tsika e?😊

Aza kamo zan fa tohizo foana

Merciii 😍

Bonjour😍Somary mangingina tsika ato eManao ahoan Zao n'y fahasalaman'ny volonareo ao???io faharoa io vao tena azo lazain...
28/05/2024

Bonjour😍

Somary mangingina tsika ato e
Manao ahoan Zao n'y fahasalaman'ny volonareo ao???

io faharoa io vao tena azo lazaina hoe tsara n'y volo raha somary curly no resaka♥️

Miarahaba antsika Reny rehetra ato ô♥️Mirary soa bdb ho anareo izahay ato am page😊,mba ho lava andro iainana anie ianare...
26/05/2024

Miarahaba antsika Reny rehetra ato ô♥️

Mirary soa bdb ho anareo izahay ato am page😊,mba ho lava andro iainana anie ianareo

Hafa tokoa zan Reny izany e?😊

Salama ô😍Tena ialana tsiny indrindra tam ts nandefasako publication omaly momba n'y soin ataonareo androany noho n'y ant...
25/05/2024

Salama ô😍
Tena ialana tsiny indrindra tam ts nandefasako publication omaly momba n'y soin ataonareo androany noho n'y antony tsy azo hiodivirana 😊

Rapitso izany ianareo no manao soin :
1)manao bain d'huile amle menaka Efa nomeko anareo tany aloha tany
2)soin nourrissant no ampiasanareo: maïzena s'y menaka végétale afangaro
3)manao otrany routine mahazatr ihany nareo,,atao aloha n'y shampoing indroa manosotra
De aveo alefa le masque nourrissant (alona pendant 40 min),kobanina n'y farany dia asiana citron Kely ilay rani anakobanana azy

Ref vita izay dia randrano roa Kely aloha n'y volo mandrapahamainany Kely

Zayiiiiiiii,mazto an😘

Ialana tsiny indrindra ho anareo

Merciiiii😘

Salama ô😍Mba tantarao hoe ny zavatra nampiomehy anareo natao tamn'io volonareo Io?😊Perso:n'y tena mou Tia mijery anreny ...
23/05/2024

Salama ô😍

Mba tantarao hoe ny zavatra nampiomehy anareo natao tamn'io volonareo Io?😊

Perso:n'y tena mou Tia mijery anreny drama reny e🤣,Dia mahita anzareo le manao sanga manafina tapikandrina manja Kely daoly dia mba nanapaka kou, amin'io tsy mba niantso oul hanapaka anle izy fa dia notapatapahana tsotrzao ftsn🤣🤣,loza bé ref vita aveo🤣🤣🤣,tena Sady niomehy ah sosotra tamzany🤣🤣

Tsy mb otrzao no fivokany fa tena hoe horera bé🤣🤣🤣

Miarahaba anareo😊Nu routine andavanandro sode adino aTena miasa bé iny am fanirian'ny volontsika s'y n'y fanalana vakiva...
22/05/2024

Miarahaba anareo😊
Nu routine andavanandro sode adino a

Tena miasa bé iny am fanirian'ny volontsika s'y n'y fanalana vakivaky am tahombolo🌟 indrindra amzao andro mangatsika bé izao

Tsara raha manana huile roa ianareo

Huile1:girofle+sakamalao+romarin+
huile coco,,,n'y odidoha ihany no asiana an'io MBA hampaniry tsara an'ilay volo

Huile2:cire d'abeille+huile coco,,,n'y tahombolo no asiana Kely amzay tsy de maina bé n'y volo😊

De le spray thé vert ts adino ahhhh

Tena important bé ireo zavatra telo nolazaiko ireo

Afk manontany ao am commentaire n'a miditra mp izay manana fanontaniana 💓

Merciiiiii😘

Ô ry reto ah 😍Mb asio présence nge wanareo Izay mba manarak ny torohevitro momba ny Volo eeeeeHo kivy ihany ah rah zao a...
20/05/2024

Ô ry reto ah 😍
Mb asio présence nge wanareo Izay mba manarak ny torohevitro momba ny Volo eeeee
Ho kivy ihany ah rah zao ah😊,mb asio présence kely ihany

Iza no mbola vonona amle resaka Volo

Miarahaba ô😍Joyeuses pentecôte daoly nareo 😘
19/05/2024

Miarahaba ô😍

Joyeuses pentecôte daoly nareo 😘

18/05/2024

Salama ô 😍
Vita ve ny soin anareo ao e ? 😊
Mb tantarao hoe izy ao💙
Mandefs sary ze Naka

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K'art mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share