E-shop An'ni

E-shop An'ni Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E-shop An'ni, Shopping & retail, Antananarivo.

Ho anareo izay efa hafapo sy mbola tsy nandray anjara tsiahivina fa mbola misy fona ny Huile coco vierge pressé à froid....
08/09/2024

Ho anareo izay efa hafapo sy mbola tsy nandray anjara tsiahivina fa mbola misy fona ny Huile coco vierge pressé à froid.
Mp ary na afaka miantso avy hatrany amin'ny laharana 032 35 816 33.

Mangatsika zao ny andro! Hoantsika izay tsy mahazaka hatsiaka, hoditra vakivaky, mikohokohoka, volo miongotra, be angadr...
24/08/2024

Mangatsika zao ny andro!
Hoantsika izay tsy mahazaka hatsiaka, hoditra vakivaky, mikohokohoka, volo miongotra, be angadrano, sns ...
Ity no vahaolana: 🌴HUILE COCO VIERGE PRESSÉ À FROID.
Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny 🌴huile coco vierge pressé à froid:
-Manalefaka oditra
-Manalefaka volo sy mampangirana volo
-Hydratant naturel
-Azo atao amin'ny sakafo
-Manala mangana, sy fery isan-karazany
Azo ampiasaina amin'ny zaza kely iany ko izy. Osorana amin'ny vatany sy ny volony, osorana amin'ny faritra masaka, osorana amin'ny kibony,...
Azo sotroina iany koa refa mikohoka na zaza na olon-dehibe. Atao amin'ny sotrona kafe dia ampiana tantely sy beurre ary atsonika izy rehetra afangaro tsara dia sotroina avieo hoitanao fa vetivety dia afaka ny kohoka.

Maro ireo tombotsoa tsy voatanisa ko aza misalasala intsony ary mampiasa 🌴Huile coco vierge pressé à froid.

Prix: 250g 25000Ar
125g 12000Ar

Address

Antananarivo

Telephone

+261323581633

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-shop An'ni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share