28/05/2026
Salama aby ô✨
Misaotra indrindra an'i coach GENTL avy ao amin'ny association Tokontany Be Malagasy mitondra marikaFijery Malagasy amin'ny sehatra avo lenta tahaka izao. 🤗
Tena reharehanay tokoa ny manome zavatra tsara kalitao entina maneho ny fahaizantsika
Ianao koa afaka manjifa izany amin'ny vidiny mirary dia mirary satria nahena 20.000 ar ny t-shirt raha 30.000 ar izany teo aloha. 🥳
Satria nanofy izaho hoe :
- (Fijery) MALAGASY isan'andro
- (Fijery) MALAGASY ny Malagasy rehetra
- (Fijery) MALAGASY izao tontolo izao.
Dia tiako hanofy koa ianao ho voninahitr'i Madagasikara sy ny Malagasy.
"Fahadiovana - Fahamasinana - Fanantenana - Fahazavana