26/04/2025
vaovao mampiaiky ny maro
⭕ Nankalaza ny faha-36 taonany i afakomaly ny Printsy Al-Walid ben Khaled ben Talal, printsy any Arabie Saoudite any.
❗20 taona izy izay no tsy nahatsiaro tena na tanaty coma; rehefa tratran'ny lozam-pifamoivoizana tany Londres ny taona 2005.