ManjaKeli

ManjaKeli 🌸It Girl Store🌸

20/10/2024

Salama aby e 👋
Resaka fanafarana entana avy any ivelany :
Izahay dia mandray commande izay (TÉLÉPHONE TINAREO AFARANA )Premier choix 😎😎😎📱📱

Ary afaka anafaranareo izay rehetra tadiavinareo fa tsy voatery izay ho ataonay pub ihany akory 😇😇

Alefanareo mp ny entana tianareo ho vidina dia omenay devis mazava tsara ianareo😎😍

Ny ato aminay tompoko tsy mi exigée acompte 50% fa Afaka mifampiresaka tsara oe tonga ny entana vao àdoha vola feno ianao 😎
Aza misalasala miditra mp raha misy Téléphone tianao afarina any fa vonona a ndray anao

🌏Allemagne ✈Mada

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ManjaKeli posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share