Be-Pitia luxe ofisialy

Be-Pitia luxe ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Be-Pitia luxe ofisialy, Shopping & retail, 67 Ha, Antananarivo.

💥PROMOTION 26 JUIN💥T-SHIRT 👕ASABOTSY MIFANKAHITA👕Couleurs: Jaune, Bleu, GrenatTailles: S-M-L-XLStock limité
08/06/2021

💥PROMOTION 26 JUIN💥
T-SHIRT 👕ASABOTSY MIFANKAHITA👕
Couleurs: Jaune, Bleu, Grenat
Tailles: S-M-L-XL
Stock limité

TAPITRA anio Sabotsy 06 Mars tamin'ny 12ora atoandro izao ny lalao.Mankasitraka atsika rehetra nandray anjara.Olona iray...
06/03/2021

TAPITRA anio Sabotsy 06 Mars tamin'ny 12ora atoandro izao ny lalao.

Mankasitraka atsika rehetra nandray anjara.

Olona iray izay mahazo LIKE betsaka indrindra no mahazo ilay loka 100 000Ar avy amin'ny Be-Pitia Luxe Ofisialy.

Na izany aza dia mahafaly anay ny mizara aminareo izy dimy mianadahy anisan'ny nahazo j'aime ambony indrindra.

Ireto ny capture an'izy dimy azonay tamin'ny 12 ora mahery kely.

1- Jessy Rakotonirina
2- Yuki Hedsone Dimitri
3- Faneva'Niaina Danish
4- Rio Denez
5- Andry N'Yaina Ferd'Ynand

Araka izany dia i Jessy Rakotonirina no nibata ny fandresena.

Mangataka anao izahay mba handefa aminay ao amin'ny MP ny mombamomba anao sy ny laharana finday no sady hanomezanay anao ihany koa ny toromarika.

📢ALLO, ALLO, ALLO❗️❗️❗️❗️❗️❗️❗️❗️❗️🏃🏃‍♀️🏃‍♂️                              👕👕T-SHIRT VAOVAO👕👕                       🤜🤛"AS...
02/03/2021

📢ALLO, ALLO, ALLO❗️❗️❗️❗️❗️❗️❗️❗️❗️🏃🏃‍♀️🏃‍♂️
👕👕T-SHIRT VAOVAO👕👕
🤜🤛"ASABOTSY MIFANKAHITA"🤜🤛
👉100% COTON _ COL en V _ MANCHES AVEC BORDURES👈
👏👏👏👏👏👏👏👏
✅LOKO 3 MIAVAKA: JAUNE _ BLEU _ GRENAT
✅TAILLE: S _ M _ L _ XL
✅PRIX: 25 000AR

⭐️⭐️VAOVAO BE sady ATO IRERY IHANY NO AHITANA AZY⭐️⭐️

🏃‍♂️⏰HARARAOTY ARY🏃‍♂️⏰

Midira 📩MP avy hatrany na Antsoy ny 📞034 27 412 79 raha hicommande na mila fanazavana fanampiny.

TONGAVA mitsidika ny STAND N°56 fa ho hitanao ao amin'io fotoana io ihany koa ny T-SHIRT ASABOTSY MIFANKAHITA izay vokar...
17/02/2021

TONGAVA mitsidika ny STAND N°56 fa ho hitanao ao amin'io fotoana io ihany koa ny T-SHIRT ASABOTSY MIFANKAHITA izay vokarin'ny Be-Pitia 305

08/02/2021

ASABOTSY 06 MARS 2021 MIFANKAHITA
LALAO Be-Pitia (ahazahoanao 100.000 Ar)
valio ny fanotaniana dia asio sarinao miaraka ao @ kaomantera
izay mahazo j'AIME MARO INDRINDRA NO MAHAZO NY LOKA
FITSIPIKA: -partageo ny namanao
-partageo @ groupe misy anao ny lalao sy ity video ity
-Asio j'aime ny page
-Asio j'aime ny video
fanotaniana:" INONA NY SORATRA milahatra FAHAROA midina AO @ FARAN'ITY VIDEO ITY ?"
TAPITRA NY ASABOTSY 06 MARS 2021 @ 12 ORA ATOANDRO NY LALAONTSIKA @ ITY ANDIANY VOALOHANY ITY. bonne chance
N.B : Ny loka dia alefa MVOLA ,na ORANGE MONEY ,na AIRTEL MONEY
AO @ MP ifandraisana ny numero ho an'izay voalohany

taille dispo (S, M, L, XL) prix de gros MP. info line : 034 27 412 79
06/02/2021

taille dispo (S, M, L, XL)
prix de gros MP. info line : 034 27 412 79

Address

67 Ha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be-Pitia luxe ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share