Di'art

Di'art Boutique en ligne de vêtements tendances, de qualité pour homme femme et enfant

09/09/2026

🌼🌸Coucou🌼🌸

Izahay sy assistante kely korotam-bolo dia mirary alarobia mahafinaritra antsika rehetra!
❤️ Mamy anie izy io eh!!

🌸🌼Bonjour bonjour 🌸🌼Ilay lanitra ity toa tsy mety manga dia aleo ato no asiantsika mangamanga kely 😁😁 ❤️ Sur commande to...
04/09/2026

🌸🌼Bonjour bonjour 🌸🌼

Ilay lanitra ity toa tsy mety manga dia aleo ato no asiantsika mangamanga kely 😁😁
❤️ Sur commande toujours et encore 🤭
❤️ Aza misalasala mihintsy fa zahay tsy miavona na dia hoe manontany fotsiny ihany aza 😘

🌸🌼 Hello 🌸🌼Fa ilay andro toa sektambra indray vao mangatsiaka 😅 Aleo asiantsika somary lava tanana sy pataloha indray ar...
02/09/2026

🌸🌼 Hello 🌸🌼
Fa ilay andro toa sektambra indray vao mangatsiaka 😅
Aleo asiantsika somary lava tanana sy pataloha indray ary aloha eh!
❤️ Dia mirary tontolo andro mahafinaritra eh!
✅ Aza adino fa mandray commande fona izahay an!
✅ Sur mesure hatrany (ou pas 🤭)

26/08/2026

🌸🌼 Hello 🌼🌸
Le jaune, my fav color ❤️❤️

🌼🌸 Hello 🌸🌼 ♥️ Travailler chez soi implique aussi ça … 😊 ♥️ Kiala kely io koa rehefa tsy hanaiky izay dia tsy hanaiky ha...
25/08/2026

🌼🌸 Hello 🌸🌼
♥️ Travailler chez soi implique aussi ça … 😊
♥️ Kiala kely io koa rehefa tsy hanaiky izay dia tsy hanaiky hatramin’ny farany

Merci Jenny tout court 😍😍
23/08/2026

Merci Jenny tout court 😍😍

🎀 outfit girly 🎀

🌸 Pull crop tato @ Jenny tout court
🌸 Noeuds en crochet by Di'art

Ny ahy reto ny couleur préférée misy mise à jour foana 🤣 mauve sy jaune izao aloha no tena fav @ izao 🫶🏻🫶🏻🫶🏻 hany ka sahirana be i numéro 26 hoe inona marina ary no tena tiako indraindray mdrrr

✅Ary ny anareo?

🌸🌼 Coucou! 🌼🌸 ♥️ Mangamanga ny sary ehhhh  Mahita karazana modely foana ihany koa anie ianareo reto eh! Teto izao dia na...
21/08/2026

🌸🌼 Coucou! 🌼🌸
♥️ Mangamanga ny sary ehhhh
Mahita karazana modely foana ihany koa anie ianareo reto eh!
Teto izao dia nazavazavaina am-bava fotsiny fa tsy nisy sary dia andao ehhh 😄😄
♥️ Alefaso ny commande fa zahay paré foana ohhhh

🌸🌼 Hello 🌼🌸 Izany indray ny ensemble mamy kely tonga dia manja be! Stylé kely zay lay bandy kely tompony any 🤭 ✅ Aza mis...
18/08/2026

🌸🌼 Hello 🌼🌸

Izany indray ny ensemble mamy kely tonga dia manja be!
Stylé kely zay lay bandy kely tompony any 🤭
✅ Aza misalasala hoa fa mandray commande foana izahay!

🌸🌼 coucou 🌼🌸 Inona ny vaovao amin’izao zoma hariva izao!? Zah aloha izao mipetrapetraka ato anaty aizina ato fa viloma h...
14/08/2026

🌸🌼 coucou 🌼🌸
Inona ny vaovao amin’izao zoma hariva izao!?
Zah aloha izao mipetrapetraka ato anaty aizina ato fa viloma hoy ny mpamatsy herinaratra.
Dia miomehy irery aho mahatadidy tampoka ny resakay sy ilay vavimatoa kely!

Mijery dessin animé izy dia misy ilay olona manao language des signes ireny eo ambany eo
-Izy: tsy tiako mihintsy koa rehefa misy an’io ramatoa io fa lasa kely be ilay sary
-Izaho: amin’izay kosa akia mba mijery ilay ankizy kely tsy maheno ireny ah
-Izy: ka izy ary izany tsy hijery an’ilay dessin animé akory fa io ramatoa io no jereny
-izaho: 😂😂😂😂😂

Mahafinaritra hoy aho ny ankizy

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261328059846

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Di'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share