Avenue Center

Avenue Center Votre centre commercial en plein coeur de la ville. Une référence en dernière tendance mode.

LA DIFFÉRENCE ENTRE LE STYLE ET LA MODE EST LA QUALITÉ 💯
- Giorgio Armani -

31/07/2026

Tongava mitsidika Box 06 première étage aty amin'ny Avenue Center
Trendy Casual Chic

20/07/2026

👔 Toerana iray, lamaody iray; lehilahy iray, endrika an-jatony. ✨
Ao amin'ny Box 2 & Box 4 Seventy Nine Madagascar, Avenue Center Analakely, miandry anao ny style Classe sy Urbain izay mampiavaka anao. 😎🔥
📍Tongava hitsidika anay fa ny bika tsara dia manomboka eto! 💙

20/07/2026

👔 Lehilahy manaja tena, ny endrika no mampiavaka! ✨
Miakara eny amin'ny Rihana Voalohany, Box 10 – Avenue Center, fa miandry anao ireo akanjo kanto sy manara-penitra. 🛍️
Tongava mitsidika, fa tsy hody diso fanantenana ianao! 😍🇲🇬
🎥

20/07/2026

🌸 Misokatra foana ny Avenue Center, Alatsinainy hatramin'ny Asabotsy.
Raha sendra manam-potoana ianao, tongava mitsidika anay, indrindra fa B-Fashion. Ny tsiky no fandraisana, ny hatsarana no entinao mody. 💖✨
📍 Tongava fa miandry anao izahay! 🛍️🇲🇬

18/07/2026

🛍️ Tongava manao shopping am-pilaminana ao amin'ny Avenue Center Analakely, eo afovoan-tanàna! ✨
👕👗 Hahita akanjo sy entana maro mifanaraka amin'ny filànao sy ny fombanao ianao.
📍 Miandry anao ny boutiques maro ao amin'ny centre commercial! 😊
🇲🇬

15/07/2026
08/07/2026

Box 13 première étage Avenue Center

07/07/2026

🥶 Mangatsiaka ny andro? Efa tonga ao amin'ny Preppy_mdg ny akanjo mafana vaovao ho an'ny vehivavy! 🧥✨
💖 Stylish, mampahazo aina ary mety tsara amin'izao vanim-potoana mangatsiaka izao.
📍Tsidiho izahay ao amin'ny Avenue Center Analakely – Box 3 ary fidio ny modely tianao! 🛍️

07/07/2026

✨ Tongasoa eto amin'ny Avenue Center Analakely! 💖
Anio dia entinay mitsidika ny Box 11, ahitanao akanjo sy accessoires ho an'ny vehivavy. 👗👜
📍Manatòna eny amin'ny rihana voalohany, Box 11 Capucine , ary araho ny pejinay raha tsy te hahita ny nouveautés! 🤩

06/07/2026

Aza adino ny mandalo ao amin'ny Sousou Gifts & Accessories 09, rihana voalohany ao amin'ny Avenue Center Analakely! 🎁✨ Accessories sy fanomezana tsara tarehy ary entana maro mahasarika no miandry anao. 🛍️😍

Address

Analakely
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avenue Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share