Cutĩe&Chic

Cutĩe&Chic Votre satisfaction est notre succès 😘🥰

Ireto no voasarika tamin'ilay kilalao farany dia arabaina 🎉🎊🎊Mba miditra mp kely ianareo aloha 🥰
05/09/2025

Ireto no voasarika tamin'ilay kilalao farany dia arabaina 🎉🎊🎊
Mba miditra mp kely ianareo aloha 🥰

Coucou daholo 👋Dans 15min ny livetsika fa omany ny méga Akanjon'ankizy 6 à 14ans 🥰Tsara bé daholo Sady mora😘😘
05/09/2025

Coucou daholo 👋
Dans 15min ny livetsika fa omany ny méga
Akanjon'ankizy 6 à 14ans 🥰
Tsara bé daholo Sady mora😘😘

04/09/2025

Coucou daholo 👋
Rahampitso 14h30 ny live akanjon'ny mpianatra fa miomana maman a😘
(6ans à 14ans) Pas plus de 9.000Ar nefa tena tsara bé daholo🥰🥰🥰
Ataotsika amin'io ihany koa ny fisarihana ilay crédit 5.000ar ho an'olona 4🎊🎉

Izay fa bonne journée daholo aloha😘😘

25/08/2025

👋👋👋
Arrosage retour kely zareo a😊
📍Ahazoana crédit 5.000Ar avy
📍ho an'olona 4
Ireto no tokony ataonao😉
👉Abonnéo ny page dia captureo alefaso eo avy eo
👉Mentionnéo namana 4 iabonné ny page
👉partageo eo @ mur anao en mode public ity publication ity
👉Partageo @ groupe anaky 4 misy anao dia alefaso capture ao anao

Bonne chance daholo😘😘😘

20/08/2025

Coucou daholo👋
Elaela kely tsy teo izahay fa sahirana kely😊 hanao retour amin'izay izahay izao😉
👉 Inona izao ny entana mety aminareo?
Mba samia milaza izay tadiaviny fa hanome fahafaham-po ho anareo izahay 😘😘
Hisy fizarana crédit ho avy eo🥰
Mazotoa daholo ianareo🙏

Bonsoir daholo 👋Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara🥰🙏🙏🙏Ity ary aloha ny valin'ny lalao e😊😉Sahirana kely tsy h...
30/03/2025

Bonsoir daholo 👋
Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara🥰🙏🙏🙏
Ity ary aloha ny valin'ny lalao e😊😉
Sahirana kely tsy hita loatra izay atao 🥹 fa ireto aloha dia ho jeretsika akaiky ny vahaolana😘
‼️‼️Mba miditra mp mandefa numéro svp 🙏
Bonne soirée daholo 😘😘

20/03/2025

Coucou daholo 👋👋
Andao ilalao indray isika😊
➡️mobile money 15.000Ar avy no ho zaraina aminareo😍😍
➡️Izay commentaires anakiroa (2) bé j'aime indrindra manaraka conditions tsara no ahazo anazy👌
➡️Dimanche 30 du mois no atao ny fisarihana, vers 19h eo
‼️ireto avy ny conditions mila arahina🥰
✅Abonnéo ny page asio j'aime
✅ taguéo ny namana 5 farafahakeliny i-s'abonner @ page dia inviteo izy ilalao
✅ Partagéo @ mur anao ity publication ity
✅ Partagéo 3 misy anao ihany koa
☑️☑️☑️ Farany, omentsika crédit 5.000Ar izay olona mahavita partage betsaka indrindra 🎁😘😘
Izay fa mazotoa daholo milalao🥰

Suédine fourrure manja loatra😍🥰🥰 Manao livraison n'aiza n'aiza Jereo izay mety dia midira mp 😊😘
19/03/2025

Suédine fourrure manja loatra😍🥰🥰
Manao livraison n'aiza n'aiza
Jereo izay mety dia midira mp 😊😘

Coucou daholo 👋👋Ity ny valin'ny lalao antsika anh, tsy misy nahamarina azy 2 mihintsy aloha tao ka ahoana no anaovana an...
19/03/2025

Coucou daholo 👋👋
Ity ny valin'ny lalao antsika anh, tsy misy nahamarina azy 2 mihintsy aloha tao ka ahoana no anaovana anazy 😊
👉👉suédine en fourrure misy sachet sy akanjon'ankizy mafana ilay izy😉
Hanandrana anao live ve iza no liana, ny an'ny Ankizy ataontsika mora be.

Taguéo ny namana😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cutĩe&Chic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share