11/07/2024
Ela ela izay ry mes amours isany Ann!!😍Araho foana n’y page tsika fa efa kely sisa annn ho avy iany koa ny jeux ary Samy mahazo ny anjarany daholo fa araho hatrany ny page 😘😘
Eo amin’ny fiainana ry zareo dia mila mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy an noho izany fadio ny mandeha amin’ny lalana ratsy ataovy izay mahatsara ny fiainana sy mahafaly (profite bien de la vie) mahaiza miaina arakin’ny maha enao anao fa Rehefa alefanao ampilaminana io dia enao no mahazo tombony kokoa 🥰Aleo mifaly lalandava toy izay maka lagy be, fa tsy maha botrabotra sy tsy mahapidi-bola na ny olona mijery anao faly ary dia mety ahazahoanao vola be tampoka 😘Rehefa mahay miaina sy mandeha mahitsu ianao dia manaraka anao mahitsy iany koa ny fahasambarana Araho tsiky ny tontolonao fa hitsiky aminao koa ny fahasoavana 🫵🏻❤️🤝
Araho ny page fa ho avy eo iany n’y arrivage tsika annn😘😘🤝