27/05/2026
✨VENTE PRIVÉE ✨
Ato indray no ahitanareo anay manomboka rahampitso ah
👉🏽👉🏽👉🏽👉🏽
🗓️ 28 & 29 Mey
📍 Ao amin'ny Galaxy Futsal Andraharo
👗👠 Ahitana ireo collection Raozy meva sy articles maro hafa koa amin'ny vidiny mirary🔥
🎁 Entrée gratuite💯
⏰ Aza tara e!