12/06/2025
🌸Ho ahy manokana ry reto tena fahafinaretako ny manaingo ny trano a🌸
🍁🌻Ireto misy plante grasse artificiel sy plante tombante artificiel mamkeli🌻🍁
Tena manome endrika ny trano, afaka atao mural, table bureau,....😍😍
Nareo ko ve mba liana mitovy amiko😍 raha toa ka mahaliana anareo de alefatsika an☘️ mini mini kely mahafatifaty izy ireto🥰🌸
💰💰Prix : 20 000 ariary / unité
🛵Manao livraison TANA/ FARITRA izahay🛵
🍁Raha mahaliana anareo ary tongava Mp na 📞 038 84 226 06/ 033 48 551 26